ny raiamadreny sy ny zanaka

1. choelah ( 26/07/2005 12:36)
mamanay si papanai oua tsy mamelana manaou jupe fouhi kéli,akanjou tsisi tanana fa lazainiri zareou fa zadé milatsaka hounou tsi azouko mitsi mdrrrrrr
novalian'i deghany ny 12/09/2005 10:51
2. booboo ( 26/07/2005 12:53)
inona lé "zadé" ?
3. choelah ( 26/07/2005 12:56)
"sodé" fa tsi zadé lol mialatsini keli amini lé fanoratra...
4. fasaly ( 26/07/2005 13:14)
milatsaka mankaiza alony zany e!
5. choelah ( 26/07/2005 13:16)
bein ouzizi ri zareou hoé rehefa manaou anireni amboninakanjou tsi misi tanana reni honou dia mataotra hounou ri zareou sodé milatsaka mdrrrrr moi tsi azokou mihintsi hoé haouna no ampilatsaka azi raha hai ni manaou anazi :(
6. ari.malala ( 26/07/2005 13:29)
chouelah nga tsy mahay manoratra teny gasy? tena marina ra naika nisy azoko ze tiandry tenenina!
7. majakely ( 26/07/2005 13:32)
Tsy mahay izy ry ari-malala fa miezaka ary tena mahafinaritra e!?
8. choelah ( 26/07/2005 13:36)
é non teraka tani mada zaou fa mipetratra ati la réunion!!fa miézaka araka ni tenenini majakely mdrrrrrr...aouna ni evitrareou amini iou hévitra iou??
9. sonwin ( 26/07/2005 13:52)
anouvi ihani ilai akanjou tsisi tanana de raha latsaka de ampekaro akia a...dia moumba ny jipou fouhikeli matahotsa be mamanao sy papanao houe arahin'ny lehilehi enaou raha manao jupe fouhi keli na meti hoe sanatria misehou ny afenina..raha bedin.dry zareou ndry de teneno ana fa bedesikou zareou:)
10. choelah ( 26/07/2005 14:10)
bein ni problem anie za tsi dé mahita oue fohy kely lé jupe dé lé ankajou mdrrrrrrrr,maman misava!!! omali za zao nanaou jupe blanc dé ita ni faritranilé string taou anatini...lasa mitsi maman nividi jupon mdrrrrr!!!lé zavatra tsara iani no tsi azo anaouvana mdrrrrrr
11. mpanakiana ( 26/07/2005 14:26)
Ka ny tsy azoko d mba namaky ny momba2nao
aho fa ny teny vahiny tao aza to vary @ anana
zany,fa inona marina ny teny hainao ee???
zao manko lamaody ndray ny teny gasy asiana w,u,c,sy ny tariny eee!nefa fahitako ny resakao io miroky ianao !
12. sonwin ( 26/07/2005 14:40)
choelah> mboule keli angamba njy fa refa lehibebe eo njy mahazou manaou rehetra amizay ka...tsara kousa sany jupe ahitana faritra string zany an..mampite-hahita njy:lol:
13. choelah ( 26/07/2005 15:42)
mpanakiana ati zai miteni créole mdrrrrr tena teni français mivangaro iou mdrrrrr sadi zatra manaou fiteni sms :)

sonwin aiza kou efa 15 ans za zaou!!efa lehibe zani amikou tonkoni efa afaka manaou ireni akanjou ireni
14. kally ( 26/07/2005 16:12)
choelah> Samy mba zatra sms daholo eto fa ho fanajàna ny namana, ny ecran rahateo koa lehibebe ihany eto dia mba manaova teny azo infandraisana tsara .Dia atomboy ny ezaka tadidio fa ny teny gasy tsy misy "u" ary "y" no famaranana ny teny fa tsy "i".
15. marimar ( 26/07/2005 16:29)
mahafinaritra ny mahita ny ankizy miezaka toy izao,fampianarana no tsara ataontsika lehibe fa tsy tonga dia fanakianana avy hatrany,na fanakanana ny ankizy tsy handray anjara!!
16. ainaheri ( 26/07/2005 18:16)
choelah>15ans!!! hmmm tsy zaza intsony zany ka
efa mahay milalao irery zany!!
17. ainaheri ( 26/07/2005 18:21)
hay saika adinoko fa ny eto zany taona zany tsy
misy marina fa mampiresaka daholo ny ankabeazan'ol
ato!ary choelah zany mahazo teny gasy fa tsy mahay manoratra? lol:roll::@
18. routa ( 26/07/2005 18:21)
kaly>tena tsy mahay izy nefa de avy de asiahanao amiko zao tena niezaka izy fa tsy tokony de atao tahak ireny.
marimar>ita hoy aho
choelah>mahereza fa hitako niezaka enao
19. routa ( 26/07/2005 18:24)
ainahery->eny satria maman miresaka aminy teny gasy dé azoko....15 ans efa lehibé zany kouuuuuuuuuuuuuu
kally->efa tadidiko lé oé tsisy u sy y ny farany teny fa misotra :)
20. choelah ( 26/07/2005 18:31)
kally misaotra fa otadidiko io!!!

ainahery efa lehiber araka ny lazainy routa!dé mamanay ko miteny gasy ato antrano....ita oa ry routa fa 15ans efa lahibe mitsy zany kouuuuuuuuuuu!!!;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.786