ny raiamadreny sy ny zanaka

21. sonwin ( 27/07/2005 06:21)
mboula vaou manoumbouka ho lehibe njy ka..miandri keli taona vitsivitsi ndri dia mahazou amizai
22. kally ( 27/07/2005 07:28)
Hay moa ka iray ihany i routa sy choelah? Faly mahafantatra:lol:

routa> Ampianaro izy ary aloha any a-trano rehefa tsy tianao hahitsiko eto.
23. choelah ( 27/07/2005 12:12)
kally non non tsy ray zany zay ka!!!
24. fijo ( 27/07/2005 21:26)
mba hita kosa aloha fa miezaka le zaza ka aleo hianatra e.
koala an,mbola kely ndry,ka aza maika fa tsy adala akory ny ray amandreny.
ary tadidio tsara,fa amin'io taonandry io,no tena mila tandremana ny ankizy vavay,fa somary jilaila eo.
ka henoy tsara aloha maman
25. kally ( 28/07/2005 08:55)
sssh! aza ampiresahin'ny ankizy kely be taona eo ry FIjo a!Avelao izy aloha hianatra
26. ari.malala ( 28/07/2005 08:55)
choelah, jereo daolo aky ny fomba fanoratry ny ankizy eto fa refa ela ny ela mahay manoratra tsara ihany ndry â! de zao, 15ans zany tena mbola tsy azo lazaina fa lehibe zany, fa araho tsara ny tenin'i maman. d aza d atao fohy loatra ny akanjo, na aza atao manify loatra ny akanjo fa miteraka tentation hoan'ny lehilahy zany. :)
27. lanto ( 28/07/2005 09:36)
Fanamarihana fotsiny ny ahy : efa nisy ankizy mitovy fanoratra sy fiteny amin'i choelah io teto, dia rehefa ela nobatibatin'ny olona dia lasa tanteraka, na teto amin'ny namana na tao amin'ny chat. Izy anefa metisy ary lehibe taty ivelany, mbola afaka maneho ny heviny tsara ihany, ary amiko dia tokony hamporisihina. Aza atao mafy loatra ilay fanakianana fa toro-hevitra atao e ! Sa ny fialan'izy ireny ve no tanjona ?
28. choelah ( 28/07/2005 10:37)
kally>>tsy mahazo miresaka nga refa tsy mahay??tsy maninona zay teninao fa za miresaka fona...misaotra iany!:)

fijo>>eny fa ny lamody zao lé akanjo tsy avelany maman anaovako mitsy...

ari.malala>>ok fa jereko daolo :)...ko refa tsy manao intérréssan dé tsisy tentation ny lehila fa arako iany ny teneniny maman :)...misaotra

lanto>> :) tsy maninona fa iza tsy mandé otrany zany akizy zany :) zé masika tsy vakiko lo :) zé mapianatra iany no résahako...
29. welie ( 28/07/2005 12:31)
Avy ndray sonwin fa taitra nahita sipakely an! lol...

choelah> Za koa akia mbo bedy ihany taloha manao zipo fohikely na je m'en fous a! Dia zà moa mora tenenina dia tsy nanao... :-)
30. kally ( 28/07/2005 13:24)
choelah:

kally>>tsy mahazo miresaka nga refa tsy mahay??tsy maninona zay teninao fa za miresaka fona...misaotra iany!:)



Fa taiza ho aiza no nisy niteny an'izany hoe tsy mahazo miresaka izany ry nao?


31. choelah ( 28/07/2005 14:07)
welie--->ok anaraka ny teneniny maman za :) madrapa lébé,dé avio manao aminizay :)
32. booboo ( 28/07/2005 15:18)
any @ firy taona ilay lehibe ?
33. choelah ( 28/07/2005 16:44)
booboo--->16 ans agamba :) na 17 ans
34. booboo ( 28/07/2005 16:54)
ko raha ouz ndray zareo hoe fohy loatra na miboridana loatra dé manataitaitra lehilahy fotsiny dé ahona ndray ? hihihihihihihi
35. choelah ( 28/07/2005 18:11)
ah!dé :( tsitako tsony ndray zé tenenina anaovako iany mdrrrrrr fa tsy ataoko fohy lotra mdrrrrrrrr
36. Veloo ( 28/07/2005 19:02)
:roll::roll::roll:
37. fijo ( 28/07/2005 21:58)
koala an,izay mihintsy,arao aloha ny tenin'ny maman,fa izy annie efa nandalo tamin'izany e.sady sao manaitra loatra andry zalahy ndry ka ,hummmmm aza manaitra biby matory fa sao voarangotra eo vao gaga
38. scorpion ( 29/07/2005 07:11)
:-D
39. choelah ( 29/07/2005 09:32)
fijo>>>mdrrrrrrrrr =)) mba nanotany any maman za hoe 17 ans vé dé mazo manao anilé akanjo dé ozizy kely lotra ndray ono mdrrrrr...maman ko ané tsy miakanjo sexy tsy mety izy mdrrrrrrrr :-D
40. choelah ( 29/07/2005 09:33)
fijo-->mdrrrrr choelah fa tsy koala :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6571