ny raiamadreny sy ny zanaka

41. fasaly ( 29/07/2005 17:05)
manaou aouana aloha chloelah e! ça va!!!!
hitakou eto sahady fa efa tena nivouatra be i touà!
amilay fanouratana, tsara refa mitsidika matetika eto e! teny ampiandouhàna de i ny faran'ny teny, de mampiasa ou otran'ahy izaou! fa taty aoriana kely de efa miafara amy y ny faranteny de tsy mampiasa ou tsony, fa inona alouha aky le mdrrrrr! merde ve zany??? de ampenarou teny créole koa zany zay etou e!
42. booboo ( 29/07/2005 19:35)
inouna ity fiteninaou bizarre ity ry fasaly ?
morte de rire lé mdr fa tsy mer...credi zany hihihihihihihi
43. choelah ( 30/07/2005 10:13)
fasaly-->> mianatra aminareo za ko mdrrrrr jéréko ny fanoratanareo dé atoko ko mdrrrr
mdrr=morte de rire otraniteneniny booboo
té ianatra creole nareo??
manaoaona=comen il é?
44. fasaly ( 30/07/2005 10:30)
booboo:
ko zà ve no nahalala amin'ity fiteninarei ankitriho ity kou!:-D:-D:-D , fitenimparitra ny ahy io booboo a!
choelah:
merci e! efa mba mahay manaouana créole kely zany "moin" zaou.
45. choelah ( 31/07/2005 11:24)
fasaly ay vé mahay miteny creole énao e?"moin"=moi mdrrrr"aou" na "toué"=toi! mdrrrr réo ny base alou
46. scorpion ( 31/07/2005 11:35)
47. fasaly ( 31/07/2005 14:59)
choelah:
misaotra an'i toué ary nanampy kely indray fa moin mantsy tia mianatra fiteny ny hafa firenena ka mba misy ho hianarana e! sao mba mandalo laréunion ihany indray andro any!!! fa lay mdrrrr! tsy maintsy asiana an'io kou! zany refa miteny créole????
48. choelah ( 01/08/2005 13:57)
non fasaly mdrrrr ampiasany ny olona rehetra
49. ari.malala ( 01/08/2005 14:00)
fasaly, enaou zani tena manala bé anlé zàzàkéli mintsi ê !:-D:-D
50. fasaly ( 01/08/2005 14:06)
ari-malala:
ka zà te hianatsa be créole moin kou!
choelah: ok aza e! zay vao azoko fa moin mantsy tsy mampiasa an'io mdrrrr! io
de inona koa ny dikan'ny hoe : je t'aime ary e!
51. choelah ( 02/08/2005 14:12)
fasaly mdrrr euh traduisena aminy creole vé lé je taime sa?...aminy creole je taime=mi aim aou lol
52. xxx ( 02/08/2005 14:38)
moin émé ou = je tM
53. fasaly ( 02/08/2005 17:43)
hafa kely mintsy kou! tena very be raha izaho manohatra ny teny sinoa, misaotra e! choelah!
54. xxx ( 02/08/2005 18:10)
Ary inona ho'a ry choelah no dikan'izany hoe : La pli y farine, soleil va revenir"?
55. choelah ( 03/08/2005 13:21)
xxx--->mi aim aou lol mdrrrr
la pli farine,soleil va revnir=manerika ny orana,masoadro iverina :)

fasaly--->afa fa mafinaritra lé teny!!français motamo lol
56. fijo ( 03/08/2005 22:07)
koala an,niova le resaka,fa inona kay no mahamaika andry hanao akanjo jejojejo???
57. choelah ( 04/08/2005 09:33)
fijo mdrrrr dé tsy aiko fa mba té o jejojejo ko...tsara anié ny jejojejo é!
58. routa ( 04/08/2005 10:24)
zayyyyyy
tsy tsara ny jejojejo ry soelah aaaa!:D
59. fasaly ( 04/08/2005 20:03)
ka aiza moa no tsy hatao'i maman hoe latsaka, raha jejojejo njy dia latska eo daholo izay tsy tokony ho latsaka....
60. fijo ( 04/08/2005 22:49)
koala an,ka izay mihintsy no mahatonga an'i maman hitandrina,satria ndry mitady hitrotra loatra ,ka sao hanahirana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.359