inona...
3. bichette
(
22/07/2005 14:27)
ny vaovao dia le 23 juilié rampitso, sambany isika handia io daty io :°)
maresaka indray ve ry reto :roll::roll::roll:, maro ny voronkely hikikika vao maraina dia andao henoina zay lazainy fa raha hiresaka ry zareo tena ddany be :-D:-D:-D
maresaka indray ve ry reto :roll::roll::roll:, maro ny voronkely hikikika vao maraina dia andao henoina zay lazainy fa raha hiresaka ry zareo tena ddany be :-D:-D:-D
5. kally
(
22/07/2005 14:46)
Izaho koa ry Bichette dia variana mihitsy rehefa maheno voronkely miresaka fa petsana tsy mijanona mihitsy:lol: manoatra noho ny ankizy kely milalao eo am-pakàn-drivotra.
6. fasaly
(
23/07/2005 16:56)
ny vaovao zao de hanoboka ndray ny rentrée atsy ho atsy de hidongy kitapo sy fitaovana vaovao dooly ny kilonga, de izahay nanao grevy kely tao amy tiko tao de tsy naloha hon ny karama, ny jirama anefa ity tena niakatra be de mblla handoha an'io ndray, de tsy hay intsony izy ity e!.....
7. sonwin
(
23/07/2005 18:12)
ny maresaka indray, mahavariana ny mijery an'i fasaly milefa, sy i bichette mandefa:)...hevitra io
9. isrine
(
24/07/2005 09:05)
ny vaovao dia miposaka foana ny masoandro isamaraina, de ny olona tsy mitsahatra ny mihinana ny manana ary ny mahantra dia mihamahantra sy tsy mihinana.
10. Mifenty
(
24/07/2005 09:11)
ka tsy hampinana ny tsy minana kosa fa hampinana ny minana kou.
Inona mou no hohan'in'ny tsy manan-kohanina fa tsy zé ananany iany.
Zé manamb-ola minan'zé laniny, zé tsy manam-bola minan'ny ananany.
11. sonwin
(
25/07/2005 04:18)
dia nisy alina ary tonga indrayny mazava dia handia herinandro vaovao ra-olombelona, hihinana mba ho velona sy ho velona mba hihinana, dia hiasa, dia hihinana dia hatory dia hifoha dia izay hatrany
12. sasa
(
25/07/2005 04:36)
sonwin d adinon'lah fa mbola tsy maintsy mitoto rehefa alina ny andro
mifenty:-D:-D
mifenty:-D:-D