inona...

21. isrine ( 26/07/2005 14:29)
lilbon: fa voky @ inona ny fanotonareo? rehefa voky indray ve vao hitolefika. hafakely an!
mandrindra sy sasa: hay ve ka be karazany ny fanoto e.
22. mandrindra ( 26/07/2005 15:56)
sady be karazany no maroloko
23. Veloo ( 28/07/2005 18:08)
aiza kosa no hisy fanoto vy kle ko tsy maty ramatoa? :-D:-D
24. sasa ( 29/07/2005 05:29)
veloo ka efa hoe fanoto hozatra kou
25. mandrindra ( 29/07/2005 09:36)
io arakaraka izay fahaizan'ilay mitoto no ahatantesan'ny laona. Tsy ny karazan'ilay fanoto loatra no tena zava dehibe.
26. Veloo ( 29/07/2005 18:11)
sasa a arak'ny lazain'i Chipie oe tsy mahafotsy vary io e :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2381