harcèlement moral any am-piasana
1. booboo
(
19/07/2005 14:16)
Sao mba misy afaka manoro ny raha afaka atao, azafady, raha sendra manao an'io ny mpampiasa ?(propos racistes, manambany eo imason'ny mpiara-miasa rehetra, ...).
Tsy izaho no voa fa olona akaiky ahy dia tsy hitako izay hanampiana azy sy hatoro azy.

novalian'i lilbon ny 06/08/2005 05:03
2. xxx
(
19/07/2005 14:23)
Maitre Ravisy no spécialiste an'io eto France.
akoatr'izay misy délégué de perso koa azo jerena

3. ftma
(
19/07/2005 16:00)
booboo na ny assistante sociale aza afaka manome azy ny adresy misy ny tokony antonony raha tsy izany jereo @ internet ny fikambanana manampy amin'ireny toan'ny MIRAP
5. notron
(
20/07/2005 07:50)
Tandremo fa ny tena zava-dehibe indrindra dia ny fanananao porofo fa misy marina io zavatra io koa izay no tokony ho jerena voalohany mialoha ny zavatra rehetra
6. fijo
(
20/07/2005 22:16)
izay no nilazako hoe manorata aty fa misy fika azo hanaovana an'io.satria io no zavatra sarotra indrindra raha hitory olona
7. lilbon
(
06/08/2005 04:43)
booboo>milaza aminao za fa za izao de hianjadian'izany!
ao am-piasana ve raha vao nationalité multiple no ao de ny zavatra rehetra de mivaona ka lasa tonga amy le we
CAUSE COMMUNE!

8. lilbon
(
06/08/2005 04:57)
CAUSE COMMUNE na kou we CAUSA NOSTRA!
TOROHEVITRA VE !
tandremo fa izay osa foana no very eo !
jereo aloha ny plasinao ao am-piasana fa raha anisan'ireo mpiasa sarotra soloina enao ,de avelao hivanavana eo izy fa leo ho azy eo!
raha somary eo amy le pilasy tsy de raharahian-dry zalahy enao de izao no izy:
1/ Na delegue ,na avocat ,...de ny mangina foana no mety aloha ,raha mbola tsy mahamay be
2/NY asa tano ny azo aloha raha mbola tsy mahita tsara2 kokoa,fa refa mahita tsara2 enao de hifiro avy hatrany izy
3/ny problema manko de na mitory aza enao de mety mahazo gain de cause fa
in1 1 kely loatra le dommage
in1 1 de mety sarotra ahita asa amin'io domaine anao io enao
in1 1 de na maharesy aza enao de tsy ho tamana ao tsony
in1 1 de refa ho roahany enao de lasa foana na inn na inn ataonao

9. lilbon
(
06/08/2005 05:03)
fa izao no fanao azy !
tsy mila ady mintss fa refahandroaka izy de reto fotsiny takiana
1/ motifs de licenciement
2/ préavis sur licenciement
3/ indemnité de licenciement
4/ droit de congés
5/ certificat de travail
fa ireo no vola tokony ho azonao en plus ny tombok'andro sisa tsy voaloa
de le certificat de travail sy le motifs de licenciement no tena zava-dehibe
le certificat hitadiavana asa
le motifs de licenciement de hanamarinanao fa tsy faute professionelle no nahavoaroaka anao
TANDREMO FA TSY AZO ATAO NY MANDROAKA TENA ?NA MANGATAKA FANDROAHANA