PLANETA MARS!!

1. ainaheri ( 12/07/2005 11:33)
D aona zany ra ifindra any indray andro isika??
novalian'i fijo ny 21/07/2005 21:34
2. HeryLo ( 12/07/2005 11:45)
Mbola ho an'i zanaka amaparany letsy zany ah !! raha ho hisy koa ary.
3. bichette ( 12/07/2005 12:10)
tsy possible fa mangatsika loatra ho an'ny olombelona any ary mivaingana ny rano
4. jhouhlambout ( 12/07/2005 12:24)
Possible, satria vitan'ny olona tsara ny manamboatra trano misy chauffage sy oxygène sy ny sisa plus: protéction contre les rayons ultra-violets. Fa saingy lafo be ilay projet MARS ka mbola tsy misy sahy handany vola be ry zareo tompon'andraikitra.
5. bichette ( 12/07/2005 13:09)
tsy vitan'ny hoe lafo fa tena lafo satria tsy ampy oxygene koa ka na ny zavamaniry tsy maniry any, ny oxygene tsy maintsy asiana, ny climat any koa anefa tsy ohatran'ny terre
6. kally ( 12/07/2005 13:28)
Ny tany efa nomena potehina fotsiny koa mars a! mars
7. HeryLo ( 12/07/2005 14:06)
HO an'i mpanakareny zay projet zany eh !! rah hisy??
fa maninn ko lé olona tsy mba mety mihonono @ nomen'andriamanitra azy eh??
Ny tany ary simbaina tsy mbola vita ko any @ planete mars no tratrarina.
8. sahouly ( 12/07/2005 15:05)
ainaheri> hafa kely indray iny eritreritrao iray iny zany.
9. bichette ( 12/07/2005 15:26)
sahouly > i ainaheri anie ka be fieritreretana dia na inona na inona mandalo ao antsainy dia hanampidirany lohahevitra foana :°)8-):°):°):°)
ny hoe planeta mars aloha segondera izany fa ilay eritreritra ny hoe hipetraka eny ambonin'ny rano, io zao no tena mety ho avy atsy ho atsy, asiana zavatra mitsikafona ohatran'ny sambo be amorondrano dia misy trano, misy fivarotana misy ny rehetra, ny plann'izy io efa vita fa ny fanatanterahana azy no mbola eo ampanaovana azy ny mpamorina satria tsy mora hono
10. dadabe ( 12/07/2005 16:37)
ainaheri elah zany anie ef miaina @ monde hafa mihitsy e humm mampieritreritra less toi azny le
11. mpanakiana ( 12/07/2005 16:54)
D inona zao andanina vola mankany su manao fikarohana fa tsy eo antanana no hatsaraina!!
Marina io lazain'i ainaheri io fa tsy mbola zao lay izy fa mbola any @ tapitrisan'ny taona any d zao
d efa mandeha ny fikarohana ka ny Mars irery zany zao no mba azo iriranana kely eo @ planeta misy rehetra.
12. ainaheri ( 12/07/2005 17:16)
sahouly > nataoko io lohahevitra io mba hanalako ilay lohahevitry Tsimiandravola;satria ra mbola eo iny d tsy maintsy hamaly fona ny ol!!
13. ainaheri ( 12/07/2005 17:29)
dadabe>:lol: za anie ET ee8)
14. fijo ( 12/07/2005 21:15)
i kally no nahita valiny hendry sy matotra.ny eto aloha atao izay hampety azy tsara fa tsy ny tsy hita any indray no asiana sira
15. jhouhlambout ( 12/07/2005 22:39)
bichette:

tsy vitan'ny hoe lafo fa tena lafo satria tsy ampy oxygene koa ka na ny zavamaniry tsy maniry any, ny oxygene tsy maintsy asiana, ny climat any koa anefa tsy ohatran'ny terre


Ka mora kely ny mitondra oxygène @ bouteille. Avy eo ny zavamaniry no manoy ny asa: manamboatra oxygène @ alalan'ny photosynthèse. Ity tany iainantsika ity dia karazana berceau, ka isika dia toy ny zazakely miezaka miala @ berceau mba ho lasa olon-dehibe
16. HeryLo ( 13/07/2005 06:28)
:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w
17. kally ( 13/07/2005 07:04)
Eny ho'a ry Fijo, tsy ny eto an-tany aloha no amboarina,mialà jhoulambout raha hiala fa izahay tsy ampatoritorian-dry zareo manam-pahaizana amin'izany satria na ny nanamboatra ny simba teto aza tsy vitany nefa io "fahaiza-dry zareo" io ihany no tena isan'ny nanimba ny tany.
18. Todi ( 13/07/2005 07:11)
tsy aleo ve jupiter e
19. pitchou ( 13/07/2005 07:57)
mbay kosa fa raha takatry ny vola dia hanao weekend kely any aho!!!! nareo zao nifindra monina any ivelany any fa tsy mamboatra ze simba sy manao ze mampety ny eto mada d maninnn? d mba sahala @ zay koa! soloy hoe "planeta tany" ilay "mada", dia soloy "planeta mars " le andafy d miady io!
20. jhouhlambout ( 13/07/2005 10:25)
kally:

Eny ho'a ry Fijo, tsy ny eto an-tany aloha no amboarina,mialà jhoulambout raha hiala fa izahay tsy ampatoritorian-dry zareo manam-pahaizana amin'izany satria na ny nanamboatra ny simba teto aza tsy vitany nefa io "fahaiza-dry zareo" io ihany no tena isan'ny nanimba ny tany.


Na dia sendra mba week-end kely ve aza dia tsy andeha ianao? Mba mitsangatsangana é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2598