PLANETA MARS!!

41. pitchou ( 19/07/2005 14:12)
ka elà izany tsy mba hanao torisma mihitsy ve? mety hahita dinozôro hatao masikita ange any e!
42. bichette ( 19/07/2005 15:00)
frizy be lotra ny planeta pluton
lilbon, galaxi hafa sur fa misy azo hipetrahana
43. sonwin ( 19/07/2005 15:43)
lasa pluton nga izy ty ry bichette
44. fijo ( 19/07/2005 20:43)
bibi an,dia hitondrana akanjo mafana be ko
45. sasa ( 20/07/2005 04:58)
tsy velona amzany mangatsiaka b izany izahay klé mitadiava planeta hafa
46. bichette ( 20/07/2005 08:13)
planeta venus fa mitonga clim' indray zany
47. sonwin ( 20/07/2005 08:57)
clim inona zany? ilay kofa mpihira iny ve?
48. aliotsy ( 20/07/2005 09:52)
=))=))=))=))=))=))=)) climatizera letsy a
49. sasa ( 20/07/2005 10:43)
sonwin elah izany taraiky be an
50. fijo ( 20/07/2005 21:37)
mody tara indray i zandry an
51. sasa ( 21/07/2005 04:51)
fijo tena nifindran'ny aretin'lah lery klé
52. bichette ( 21/07/2005 12:48)
navette discovery izao hanainga atsy ho atsy ka mankanesa haingana any floride dia teneno ny equipage hoe misy miala ao am@ planeta mars na izay tianao aleha ! haingana haingana fa tsy mbola tsy tara, zany pitchou a ! :?
53. pitchou ( 21/07/2005 14:01)
efa ety an-dalana aho io e! @ firy ny dekolazy?
54. bichette ( 21/07/2005 15:40)
pitchou > mbola manampotoana aky njy a :-* dans qq jours
55. fijo ( 21/07/2005 21:34)
kay tandremo pitchou tsy miverina intsony an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1501