PLANETA MARS!!
23. kally
(
13/07/2005 21:02)
Misaotra amin'ilay fanasana ra-Jhoul fa na hasiana pape kadô aza ny tany eto be ho tetezina ka haninona any?
24. kally
(
13/07/2005 21:03)
Misaotra amin'ilay fanasana ra-Jhoul fa na hasiana pape kadô aza ny tany eto be ho tetezina ka haninona any?
32. lilbon
(
15/07/2005 05:19)
efa miha-tery ny tany de efa miha-simba !
aleo jerena daholo ny planeta hafa fa tsy maintsy misy azo honenana any ho any :idea:
aleo jerena daholo ny planeta hafa fa tsy maintsy misy azo honenana any ho any :idea:
33. sasa
(
15/07/2005 05:33)
lilbon andao aza isika ho any am planeta mars miaraka amin'ny ekipa solida(JET RFFDN)
34. bichette
(
15/07/2005 06:48)
todi > tsy azo hiainana jupiter , ny planeta mercure, venus terre mars ihany no azo hiainana raha ohatra ka satria ireo ihany no tellurique.
ainaheri > manaova lohahevitra mba matotra ranga a :^):^):^):^):^):^):^):^):^):^)
ainaheri > manaova lohahevitra mba matotra ranga a :^):^):^):^):^):^):^):^):^):^)