salan'isa?

1. rdjr ( 09/07/2005 07:03)
mba afaka mamaritra ny isan'ny mpivady tena mifankatia ve ianao io?
mba ampahafirin'ny mpifankatia tena mifankatia moa no tena lasa mpivady?
novalian'i fijo ny 14/07/2005 21:56
2. dadabe ( 09/07/2005 09:11)
andraso kalou hanotaniko izy !!
3. fasaly ( 09/07/2005 09:32)
ny fahitàko azy alony de mahatratra eo amy 60 isaky ny 100 e!
4. dadabe ( 09/07/2005 09:45)
humm zany ve:°)
5. xxx ( 09/07/2005 10:34)
tena vitsy ny tena mpifankatia lasa mpivady! saika nisaraka daholo ary naka izay tandrify azy sisa ê! raha amiko eo @ 15@ 100 eo no mbo tanteraka,zany hoe bdb ny tsy tanteraka! atao fotsiny izay mahametimety azy eo ê!
6. xxx ( 09/07/2005 13:29)
Ny mpifankatia matetika tsy mivady asa maninona???
7. poupounesana ( 09/07/2005 14:06)
sarotra b koa zany fanontaniana zany ah! fa ataovy fotsiny zay hahabetsaka ny mpivady mifankatia eh! rah isika rehetra ato @forum ato zao no mano an'zany tsy efa mba mitombo bdb v le salan'isa eh!:wink:
8. fasaly ( 09/07/2005 16:47)
ny olona tena tiana hono tsy tsara vadiana ko!
9. poupounesana ( 09/07/2005 17:14)
fa maninn hono ?
10. fasaly ( 09/07/2005 17:59)
satria rehefa tena mivady dia hiady otran'ny aliaka de dommage ho anilay fitavana be ko!
11. akamatiana ( 09/07/2005 18:19)
wajayy leaza :roll: fa ny tsy tiana njy ve no ho vadina kle , tsssssss:(
12. fasaly ( 09/07/2005 18:22)
akamatiana :
hihihi!
amzay le tiana anie tiana ihany fa atao antsisiny e!
de mamy foana le fitia....:-$:-$:-$ aleo hangina fa ataon'i zakilinina masaka eto njay zà.
13. akamatiana ( 09/07/2005 18:27)
fasaly hihiih iny njay tsy hitako kle , kanefa an , aleo ve le tsy tiana no itositosina eo apanjina isak'all kle ??? hihih :wink:
14. fijo ( 09/07/2005 23:33)
ka ny ahy izao i poupou tena tiako dia ahoana le?
15. poupounesana ( 10/07/2005 06:48)
d aza vadiana zany hono izy
16. fasaly ( 10/07/2005 08:02)
akamtiana:
nenjy kosa tonga de resaka any ampandriana isak'alina sahady e! sady tsy hoe orera be kosa anie lay tsy tiana e!
17. zandrikely ( 10/07/2005 13:49)
tsara anie ny mifankatia e , fa io tsy maintsy blem fona e , fa ilay fanontanina ko hoe , mifankati ety ivelany hoe hitan'ny olona ve sa ilay tena ao anaty mihintsy , samy hafa manko ireo
fasaly : tena marina zany e , sady rehefa tsa hamely ve ny ao ambovo tsy aleo maka any @ sisiny dia ilay ao ambnovo eo fona , hitan'ny olona hoe mifnakatia tsara kosa ry zareo nefa efa tsy any intsony ao anatiny ao
18. akamatiana ( 10/07/2005 14:44)
fasaly , fa innn njay ary ny tena mampihavaka ilay we mpivady eh ??:-P:wink: tsy zany ve?
19. fasaly ( 10/07/2005 15:37)
akamatiana:
eny e! marina alony zany e! fa lay any ivelany koa anie afaka otsan'izay koa e! azondroky ve?
20. zefalah ( 11/07/2005 00:12)
ray isan'drato!:/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1863