salan'isa?

21. Herytae ( 11/07/2005 13:20)
e!e! mifankatia ange vo mivady e! noho izany 100% zany. he he! tsy maninn atao hoe 99% satria misy vady forcé-na. zay zany.
22. moi ( 11/07/2005 15:08)
Samy hafa ny salan'isa :
Mpivady 1 mois angaha omeko 80%
Mpivady 1 an omeko 70%
Mpivady 5 ans omeko 50%
Dia zarazaraiko indray ny 5 ans manao hoe
avec 1 enfant = 40%
avec 2 enfants = 35%
plus de 3 enfants ... 20% sisa no tena mifankatia ...
Sy ny sisa fa tohizo ny kaonty baoritra sy kaonty ambony latabatra !
23. akamatiana ( 11/07/2005 18:18)
fasaly ahan :roll: itanan'toi tsy azoko le izy fa nisy nisambotsa teny andalana ngamba :-P:-D:-$
24. yonikafopl ( 12/07/2005 06:11)
inona no hivadiana rehefa tsy mifankatia kleeee, fa marina tokoa ve , fa raha mbola mpisipa an, de mifankatia be otran'ny tsy hoi faty ny aina, fa raha vao miditra am le we mpivady amzay de mihena ilay fitiavana?????
25. mandrindra ( 12/07/2005 08:58)
raha mbola mpisipa dia mbola tsy voafatotra.
rehefa mpivady dia efa nanao fihinianana (na dia imolotra fotsiny aza :D). Efa mafy kokoa izany ny tady mamatotra noho izany tsy matahotra intsony ny roa tonta hoe sao dia lasa eo io, efa afaka milaza ho tomony daholo. Dia eo amin'izay ilay variana kely atsy dia mitsabaka etsy, noana kely dia manao goûter sns...
26. fasaly ( 12/07/2005 11:51)
yonika a!:
matoa nivady nifankatia anie e!
fa rehefa tena efa elabe nivadiana iny de
otsan'ny tsy mifampiraharaha tsony, misy mahatsiro
délaisser de efa routine fotsiny sisa lay izy de amin'iny anie no voasarika amilay doublure e!
doublure fotsiny anie e! fa tsy lasa lavitra akory
ka androky aza mbola celibat be mintsy ko!
fa rehefa an! de ho tsroindroky angamba lay teniko.
27. jhouhlambout ( 12/07/2005 12:53)
28. fijo ( 12/07/2005 22:28)
marina nen'i fasaly.rehefa ela kosa ve tsy ho leoleo kely le.
29. cocorie ( 13/07/2005 06:06)
de ho leo tokoa mo 'zany ko, ka aiza le woe toy ny lamban'akoho ka faty no hisarahana?
zao no matonga an'io raha amiko, rehefa pisipa matahotra ny so hisaraka, fa rehefa mivady somary sarotra ny fisarahana ka samy mampiseo ny tena toetrany amin'izay eo, de tsy misy mifandefitra intsony, tsy mifampiraharaha intsony, fa samy mandeha @ ze lalany any fotsiny, de ze alehany any alehany, nefa ilaina ihany ny mifampiresaka ao anatiny ao, mba hapa-mamy azy ataovy otsan'ny woe vo nisipa omaly foana e!(l)(l)(l)
30. fasaly ( 13/07/2005 11:06)
f'ita wa ry fijo tsika ndray anie de mitovy foana e!
31. fasaly ( 13/07/2005 11:13)
cocorie:
ka raha tanteraka hatramy farany anie lay lamban'akoho tena milay be ny fanambadiana fa lay fanambadiana amzao fotoana izao mintsy no mora mivahavaha e! asa inona no antony. de ahoana aloha no hatao amilay izy atao otsan'ny sipa foana e!
ko izy aza nivadika ny toetrany ohatra lasa kizitina be tsiy ilàna azy, na be famaliana, na tsy mananja tsony de tsy mety e!
32. fijo ( 13/07/2005 21:55)
fasaly izay wa e.
izao ry zareo an.taloha fony mbola ny lahy ihany no niasa dia tanteraka le lamban'akoho.fa nony samy nisa dia lasa samy miseho ho mahavita azy dia lasa mora mirava ny fifamatorana.ka izay le mahatonga ny ahiahy lava hoan'ny sasany
33. poupounesana ( 14/07/2005 08:11)
zany tokoa v ry fijo?ahan! d tsy hiasa tsony zany izahay?
34. fijo ( 14/07/2005 21:56)
ieeeeeeeeeeee,marina io ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2737