salan'isa?
1. rdjr
(
09/07/2005 07:03)
mba afaka mamaritra ny isan'ny mpivady tena mifankatia ve ianao io?
mba ampahafirin'ny mpifankatia tena mifankatia moa no tena lasa mpivady?
mba ampahafirin'ny mpifankatia tena mifankatia moa no tena lasa mpivady?
répondu par fijo le 14/07/2005 21:56
5. xxx
(
09/07/2005 10:34)
tena vitsy ny tena mpifankatia lasa mpivady! saika nisaraka daholo ary naka izay tandrify azy sisa ê! raha amiko eo @ 15@ 100 eo no mbo tanteraka,zany hoe bdb ny tsy tanteraka! atao fotsiny izay mahametimety azy eo ê!
7. poupounesana
(
09/07/2005 14:06)
sarotra b koa zany fanontaniana zany ah! fa ataovy fotsiny zay hahabetsaka ny mpivady mifankatia eh! rah isika rehetra ato @forum ato zao no mano an'zany tsy efa mba mitombo bdb v le salan'isa eh!:wink:
10. fasaly
(
09/07/2005 17:59)
satria rehefa tena mivady dia hiady otran'ny aliaka de dommage ho anilay fitavana be ko!
11. akamatiana
(
09/07/2005 18:19)
wajayy leaza :roll: fa ny tsy tiana njy ve no ho vadina kle , tsssssss:(
12. fasaly
(
09/07/2005 18:22)
akamatiana :
hihihi!
amzay le tiana anie tiana ihany fa atao antsisiny e!
de mamy foana le fitia....:-$:-$:-$ aleo hangina fa ataon'i zakilinina masaka eto njay zà.
hihihi!
amzay le tiana anie tiana ihany fa atao antsisiny e!
de mamy foana le fitia....:-$:-$:-$ aleo hangina fa ataon'i zakilinina masaka eto njay zà.
13. akamatiana
(
09/07/2005 18:27)
fasaly hihiih iny njay tsy hitako kle , kanefa an , aleo ve le tsy tiana no itositosina eo apanjina isak'all kle ??? hihih :wink:
16. fasaly
(
10/07/2005 08:02)
akamtiana:
nenjy kosa tonga de resaka any ampandriana isak'alina sahady e! sady tsy hoe orera be kosa anie lay tsy tiana e!
nenjy kosa tonga de resaka any ampandriana isak'alina sahady e! sady tsy hoe orera be kosa anie lay tsy tiana e!
17. zandrikely
(
10/07/2005 13:49)
tsara anie ny mifankatia e , fa io tsy maintsy blem fona e , fa ilay fanontanina ko hoe , mifankati ety ivelany hoe hitan'ny olona ve sa ilay tena ao anaty mihintsy , samy hafa manko ireo
fasaly : tena marina zany e , sady rehefa tsa hamely ve ny ao ambovo tsy aleo maka any @ sisiny dia ilay ao ambnovo eo fona , hitan'ny olona hoe mifnakatia tsara kosa ry zareo nefa efa tsy any intsony ao anatiny ao

18. akamatiana
(
10/07/2005 14:44)
fasaly , fa innn njay ary ny tena mampihavaka ilay we mpivady eh ??:-P:wink: tsy zany ve?
19. fasaly
(
10/07/2005 15:37)
akamatiana:
eny e! marina alony zany e! fa lay any ivelany koa anie afaka otsan'izay koa e! azondroky ve?
eny e! marina alony zany e! fa lay any ivelany koa anie afaka otsan'izay koa e! azondroky ve?