katolika mibaby aliaka?

1. xxx ( 03/07/2005 16:09)
Miala tsiny amin'ilay fanontaniana fa taiza/iza/ inona no antony/ kay no niandohan'io fomba fiteny io?
novalian'i pitchou ny 04/09/2005 18:35
2. dadabe ( 03/07/2005 16:39)
inona njay ty le ?? tssssss,zah tsy katolika ,fa zah kosa tsy dakor amizao kle :evil::evil:
3. STONG ( 03/07/2005 17:09)
dadabe> hatraty io fa tsy tia sehoseho.
Hafa be la fanotaniana!!
4. maditra ( 03/07/2005 18:11)
xxx marina :roll:
5. yonikafopl ( 03/07/2005 18:29)
oadray tsy rariny kosa le xxx kleeee:evil:
6. lebaba ( 03/07/2005 19:48)
resaka adin'ankizy am fiangonana samihafa angamba no nahatonga an'zany de mba te hampiady rima izy de alika no hitany nifanaraka am'le izy. Io indray tsy blem amiko ny fanaratsiana fiangonana, za ngah manompo fengonana fa Andriamanitra no tompoiko.
7. hery ( 03/07/2005 20:41)
raitra> io nolazain'i lebaba io no antony angamba... ady rima fotsiny.

Fa inona no tena nanaitra an'i raitra tamin'ilay izy?
8. yonikafopl ( 03/07/2005 22:13)
hay raitra i xxx???
9. tsimiandravola ( 03/07/2005 23:15)
Efa ela io resaka io ary tsy fantatra izay nanomboka azy fa ny setrin'io dia ny hoe :"protesta,mibaby soma"
10. xxx ( 04/07/2005 08:34)
xxx hafa izaho fa tsy io mametraka fanontaniana io. Tsy mahita resaka ve no dia mampiditra rima alika amin'ny fivavahana sy finoana e. Izaho katolika fa inona ary ity. Mba mamakia boky ihany aloha raha te hahafantatra bebe kokoa. katolika fanagasiana ny hoe catholique. Universel no dikany.
11. raitra ( 04/07/2005 10:06)
heho! ankizy nampiasa ordinateur taorianan'i raitra no nanokatra io sujet io en tant qu'anonyme (XXX) fa adinoko ny ni se deconnecter dia manjary ny anaran'i raitra no masiso. Miangavy anao ry modérateur mba hanaisotra io sujet io fa mampiady sady tsy mendrika atao ady hevitra.
12. STONG ( 04/07/2005 10:30)
hafa kely:-w:-w:-w
13. majesty ( 04/07/2005 11:26)
tena tsy rariny kosa io na dia tsy katolika aza za klé!:x:x:x
14. lilbon ( 04/07/2005 14:10)
way lelika ah!hihihi
15. zefalah ( 04/07/2005 22:12)
efa ratsy mbola averina iany.
mahagaga ra olom-belona..nomen'Andriamanitra an-zao tontolo zao nefa mbola manopa sy manao sino sinona ny finoany iany.
aoka mba andinika lay olona namoka anio teny izy hoe
ra roasin'Andriamanitra eto @ tany zay namboariny izy mba ande ho aiza?
miangavy asika mahay sy mpandinika .zany hoe mampasiahy anareo aho..fa tsy tsara ny manao sino sinona ny finoan'ny sasany..na manompo zavatra maloto aza izy..toiny reo BOUZY mandro @ amanin'omby
lay fiandoan'lay teny aloa tsy aiko..ary ny antony,arakiny fahazaoko azy : dia efa very tsy ho avitra mandrak'izay le olona niteny anio..ny antony dia efa tsy tatiny tsony ny mahazo azo eto antany.
16. lebaba ( 05/07/2005 05:34)
mahita fa tsy tena zefa io zefalah io fa tena intelizan be ^:^^:^
17. ravatorano ( 05/07/2005 07:00)
io letsy namibaby na maninn anay iofatsy anlah ah
inn marina ary ty !
oka letsy marina ry raitra ah
^:^^:^^:^
18. majesty ( 05/07/2005 07:37)
ravato::-D:-D:-D
19. mishou ( 05/07/2005 08:32)
misy mieritrerira bedebe ato @ namana sera2 ato fa ny atao hoe fahafahana de miteny izay tonga ao am-bava de manoratra izay teny tsy tokony ho notenenina akory.
de resaka sady tsy mampihomehy, tsy mampatavy, tsy mampandroso de ampidirina ato ampahatezitra olona fotsiny.
Miala tsiny aho fa fahambanian-tsaina loatra izany amiko. Mampalahelo ny toa itony ary maro mihitsy ny gasy ato miseho ho malala-tsaina nefa ny fahakelezan'ny sainy no aderany vahoaka ato.:(:oops:
20. ari.malala ( 05/07/2005 14:57)
xxx:

Miala tsiny amin'ilay fanontaniana fa taiza/iza/ inona no antony/ kay no niandohan'io fomba fiteny io?



Na tsy hainao aza ny dikany farafaharatsiny tsy nataonao tato @ forum io fanontaniana io, fa manafintohina! Mitory fahambaniantsaina lehibe mintsy! Fa iza no hitanao nibaby alika kay? De inina koa zao no tombo,-tsoanao nandefa an'io post io, sa inona ny tombon-tsoanao mahalala we taiza no niandohany na inona no antony? Mba tandremo sy fidifidio ihany ny zavatra alefa fa tsy mety ê!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2177