katolika mibaby aliaka?

21. dadabe ( 06/07/2005 16:15)
zah aleoko tsy mamaly tsony kle
22. maditra ( 06/07/2005 23:29)
Tamin'zah namaky azy ity voalohany dia nahita fa toa ratsy be izany ilay izy. Fa inona kay ny maha-ratsy an'izany mibaby alika izany, raha hoe Kristianina no resahina? Za tsy miteny foko na fomba hafa fa raisina hoe Kristianina tsotra izao fotsiny izany e!
23. zefalah ( 07/07/2005 00:18)
maditra>> mahazo miresaka @zay zavatra tian'la ela
fa resaka finoana aza hidirana ra tsy ahy.
aleko koa ary ela miteny resaka foko fa tsy Kristianina,..foko 18 be zao letsy..maninona ela tsy miresaka resaka foko farafalika matiny oa a.
fa tsy finoana? maditra marina ela..
azafady..ra anao fiteny mahery.
maditra: mba maditra iany zokinay fa tsy mbola nasa naniratsira finona Kristianina zany,satria ny dada dada dada dada dadabeanay Kristianina..na tsy Kristianina aza za. :o mba misy letsy saina vao mamoaka fiteny a.
24. bichette ( 07/07/2005 15:40)
zefalah a! kalams toi
25. dadabe ( 07/07/2005 22:57)
kay raikitra ity fa aleo kalou haka pilasy:roll:
26. yonikafopl ( 08/07/2005 00:13)
dadabe tssssssssssss:-$:-$
27. dadabe ( 09/07/2005 04:03)
:-$:-$:-w:-w
28. STONG ( 10/07/2005 10:34)
Soa ihany ato fa tsy azo hitenenana izay hatezerana avy ato am-po fa raha tsy izany de........:b:b:b:x:evil:
29. dadabe ( 10/07/2005 13:27)
fa ahona lety ?:^)
30. ari.malala ( 11/07/2005 11:10)
maditra:

Tamin'zah namaky azy ity voalohany dia nahita fa toa ratsy be izany ilay izy. Fa inona kay ny maha-ratsy an'izany mibaby alika izany, raha hoe Kristianina no resahina? Za tsy miteny foko na fomba hafa fa raisina hoe Kristianina tsotra izao fotsiny izany e!



ianao irery no mibabe alika raha tsy mampaninona anao izany! Ary inona moa no antony itenitenenanao foko? tsara angaha izany?:evil::evil:
31. dadabe ( 11/07/2005 15:06)
kay kay kay kay mamay be zany kle :{
32. pitchou ( 13/07/2005 08:50)
tsy le nanokatra le size aloha no namorona an'io fitenenana io fa aoka kosa izy tsy hiadivana be e! fony mbola kely koa zà d efa mpaheno an'io rehefa ndeha hanao katesizy! ary marihiko fa ankizy kely, ankizy madinika fantatra fa tsy mbola mahafantatra izay tena portée n'izay lazainy no mpiteny an'io fa efa lehibebe tsy misy miteny an'io izany!
resaka ady rima fotsiny io fa tsy misy resaka méchant no nandraisanay azy t@ izany
zahay koa aza efa mpianatry ny lycée mbo nanao ady rima rehefa manao baolina ko! t@ zany moa d ny st michel no mahita faisana raha vao resy! fa tsy lazaiko eto le ady rima nataonay sao loza eo!
33. sonwin ( 14/07/2005 14:28)
34. cocorie ( 20/07/2005 09:36)
Ianao nanoratra an'ity efa mba nanandrana nibaby alika. de ahoana avy eo ny tohiny? raha mbola tsia de babeo de voavaly ny fanontanianao
35. fijo ( 20/07/2005 22:45)
ouii rahery.za tsy mpino ,nefa kosa tsy ekeko ny fanalikana toa io.na dia resa jaza aza.
36. sonwin ( 21/07/2005 16:53)
marina zany zoky a
37. marozevo ( 16/08/2005 15:37)
Resa-jaza tokoa io, nefa tena maharary sy mampiady tokoa satria ny tohiny dia hoe :

Kristianina protestà : mibaby alika mandeha rà.

Toy ny haràrin'ny fonao mandre an'izany no mahazo izay tsiratsirainao, ka mihevera ihany.
38. pitchou ( 21/08/2005 16:51)
@sisa d fefeo ny vavanareo tsy hiteny raha izany! dia indrindra kôlio @ lakôly matanjaka ny vavan'ny zanakareo na tsy mbola mahalala na inona na inonasao tenin-jaza no raisinareo am-po lalina
39. marozevo ( 23/08/2005 15:01)
Miantefa amin'iza ny tenin'i pitchou ?
40. pitchou ( 23/08/2005 18:52)
miantefa @ireo izay tafintohina maheno ankizy miteniteny foana zavatra tsy hainy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3496