vaovao

1. fijo ( 29/06/2005 03:55)
midi androany faha 29 juna 2005.
"plus le niveau d'études des jeunes gens est élevé,plus ils sont sexuellement actifs.par contre,pour les jeunes filles,ce sont celles qui n'ont jamais fréquenté l'école,qui sont les plus sexuellement actives"
raha io no dinihana dia tsy dia mavitrika loatra izany ianreo sipa namana ato satria olona nianatra be aby yyy.
sa tsa izay ndraika moa eee
novalian'i fijo ny 26/07/2005 04:59
2. dadabe ( 29/06/2005 04:09)
:-D:-D:-D:-D
3. fijo ( 29/06/2005 04:23)
iza ary ty dadabe an
4. ari.malala ( 29/06/2005 05:41)
:-D zay v no tian'i fijo? :-D
5. moi ( 29/06/2005 06:20)
natao ho activé-na ry ankabeazandry zareo :roll::roll:
6. Mifenty ( 29/06/2005 07:11)


Ny tian'i Fijo kosa ary ve zany de lasa ho sex machine dôlou ny sipa namana le.

asa klou eh. samy manana ny apeti seksoaliny io kou;
7. yonikafopl ( 29/06/2005 08:20)
oopsss, hafa njay iny ry fijo:-w
8. xxx ( 29/06/2005 10:15)
Tsy mba lazain'i fijo koa moa hoe inona hono ny anton'izany ? Sao dia hoe misafidy taova ampiasaina ny vehivavy !! satria ny lehilahy hita fa na dia avara-pianarana aza , any foana ny ati-dohany :-D
9. mandrindra ( 29/06/2005 14:24)
dia asaivo debrancher-ny aloha ilay resaka fahalalana izany (satria hainy ny mampiasa ny atidohany) rehefa mba le otrotran'izay fa manjary micoince e!!
10. fijo ( 29/06/2005 19:48)
o ry sipa isany o.araka io voalaza io anie no mahatonga ahy hilaza izany e.
11. pitchou ( 30/06/2005 06:08)
kay! d ahoana leity zany elà mbola virja hatramin'izao?8O
12. fasaly ( 30/06/2005 06:52)
fijo: ka norme be ange zany le sipa tsy lany fotoana tamy fianarana avanceés be amlay zavatra io e! satria tsy nanana fotoana tsara , fa lay sipa nianatra tsy de nisy fotoana tamizany de tsy avancées kokoa!
13. ari.malala ( 30/06/2005 09:44)
mikôz ny samy virj an! hehehe! :) ;) :P

14. fasaly ( 30/06/2005 14:26)
arimalala::b:b:b
15. fijo ( 30/06/2005 20:05)
pitchou minoa fotsiny.
ari malala,ka mba mifampizara ze hay ny samy virja ko
16. pitchou ( 01/07/2005 06:45)
hinoako ve le fanazavana nomen'là tery ambony? ka zay no mahalasa saina ahy ko
17. dadabe ( 01/07/2005 10:22)
hoy i fasaly
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 30-06-2005 16:26:04
Lohateny : Re : vaovao
arimalala::b:b:b

heheh arimalala ve zany bebe e??:-w
18. yonikafopl ( 02/07/2005 05:42)
:-w:)
19. dadabe ( 02/07/2005 12:10)
:-$:-$
20. fijo ( 04/07/2005 21:38)
io indray fa hikasokasoka ny jiafotsy.hi hi hi
pitchou minoa fotsiny wa,na ny tery ambony na ny ety ambany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2112