vaovao

21. dadabe ( 05/07/2005 03:22)
hahahha zah hirarah !!:-D:-D
22. ari.malala ( 05/07/2005 11:51)
dadabe:

hoy i fasaly
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 30-06-2005 16:26:04
Lohateny : Re : vaovao
arimalala::b:b:b

heheh arimalala ve zany bebe e??:-w



azafady mintsy tompoko fa i arimalala tsy bebe mintsy! aza ampitoviana mintsy ny zavatra tsy hitovy mandrakizay!
23. fijo ( 05/07/2005 22:40)
kay kay kay,mbola hobebe ihany anie ndry e
24. ari.malala ( 06/07/2005 08:49)
fa tsy zao! sady za tsy manao an'ty " :-w " fôna
25. fijo ( 06/07/2005 19:57)
hi hi hi aza manao an'izany kosa moa e.iny ny azy no markany
26. dadabe ( 07/07/2005 11:55)
arimalala :Doaky ary e :) de ampy a
27. fijo ( 08/07/2005 04:38)
he he he tiky bedada an
28. ari.malala ( 08/07/2005 06:25)
zay azany
29. dadabe ( 09/07/2005 03:32)
zay:D
30. fijo ( 09/07/2005 22:44)
hummmm milamina izany kle
31. dadabe ( 10/07/2005 12:21)
:wink::oops::oops:
32. fijo ( 11/07/2005 22:21)
kay ,nisy inona indray le
33. pitchou ( 12/07/2005 13:30)
inn ndray aza ity manaraka resak'olona ity ra-fijo!!!!
34. fijo ( 12/07/2005 21:20)
ka hitako eto ko pitchou ko
35. pitchou ( 13/07/2005 07:40)
mba mody manao sary tsy mahita ko!
efa voavaly ve aloha le fanontaniana fototry ny ady hevitra e!
36. ari.malala ( 13/07/2005 12:00)
inona tokoa moa le fanontaniana?
37. fijo ( 13/07/2005 20:35)
mbola miandry valiny aho ka
38. ari.malala ( 14/07/2005 06:10)
fa in lefanontaniana moa?
39. pitchou ( 14/07/2005 11:16)
iry ambony iry akia a! le mapieritreritra be raha mandinika hoe mbola virja i fijo hatrizao
40. ari.malala ( 14/07/2005 11:20)
hahaha! hay v zany ê! za ndray aky ohatrany matoky â! aleo za mba hatoky anazy fa perte be kosa izy raha ianareo rehetra tsymisy hatoky anazy aby! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3576