vaovao

41. fijo ( 14/07/2005 21:11)
soa fa nisy i ari malalako .ary raha tsy nisy noforoniko
42. ari.malala ( 15/07/2005 11:56)
za eto foana malala â!
43. pitchou ( 18/07/2005 14:05)
ka tsy ny maha virja azy ange no tsy atokisana e! fa le izy hoe hatr@zao mbola virja no mampieritreritra raha mamaky le nosoratany ery ambony ery!!!!
44. fasaly ( 18/07/2005 14:21)
ka mbola miandry le tena an! izy anie e! lay "heureuse élue e!" amzay izy vo ho tsy virja tsony
45. fijo ( 18/07/2005 21:14)
ok fasaly an.ndry koa mo virja e
46. ari.malala ( 19/07/2005 07:41)
pitchou â! ka efa noteneniny kosa anie aky we tao anaty gazety le izy ê! d tsy haiko ndray we in no tokony hampisalasala we virja v sa tsy... sa ... hanandrana indry? :-D
47. pitchou ( 19/07/2005 10:30)
ndry ko! ka efa we tsy mampisalasala ny maha virja azy fa mahalasa fisainana we izany antony izany tokoa no mbola naha-virja azy angah!
48. ari.malala ( 19/07/2005 12:11)
:-D ka inona ndray ary hoy indry ê! sa v mety misy antony hafa v? d inona ary?
49. pitchou ( 19/07/2005 14:08)
ka izy akia anontaniana d miala pà tsy mety miteny ko ! d lasa manao "sao d ... sao d... " daholo ny namana!
sao kosa aza lery ka .... ohatra?
50. fijo ( 19/07/2005 20:45)
lery wa izy dor e.
51. ari.malala ( 21/07/2005 06:59)
izy ky virja miilay â! tia mamaky boky b zay manko izy io! sa aôna fijo*?
52. pitchou ( 21/07/2005 13:58)
:-D:-D:-D aleoko tsy mierutreritra le fomba famakiany boky :-D:-D:-D
53. fijo ( 21/07/2005 21:36)
pitchou an ,minoa fotsiny dia vita,aza mieritreritra akory fa izayn manimba saina
54. ari.malala ( 22/07/2005 08:45)
hehehe! zavatra hafa ndray ny eritreretin'le Pitchou ity!!
55. fijo ( 26/07/2005 04:59)
pitchou wa mba mianara mino aloha .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1555