Mpamangy diso adiresy
1. notron
(
27/06/2005 09:41)
Mpiaray tanàna ry Rakotobe sy sy Rakotokely ary tamboho iray ihany no mamefy ny tranony.
Maty androany maraina ary ny vadin'i Rakotobe ka nifamezivezy teo an-tokontany ny mpamangy sy ny mpikarakara.
Tsy hita ihany koa ny bisikiletin-dRakotokely, tsy fantantra na iza na iza no naka azy to an-tokontany teo.
Tonga hamangy ny mana-manjo ary ny mpiara-monina diso adiresy ka tao @ Rakotokely no namantana satria ny varavarany no nanandrify ny vavahady.
Hoy indrindra ny mpiteny : "Manahirana moa ny fiainana Rakoto fa tsy ilaozan'izay zavatra mampahory e! Hampahery anao mihintsy izao ny anton-dianay ireto"
Nitsatsingoka Rakoto ka namaly maimaika hoe "tena loza mihintsy ry izy mianakavy fa vao anikeo maraina ange izy no notaingenako dia efa izao sahady e!"

novalian'i sasa ny 13/07/2005 04:47
2. ari.malala
(
27/06/2005 09:48)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D ratsy b le valinteny! =))=))=))=))=))=))=))=))=))
3. sasa
(
27/06/2005 10:02)
kay ratsy be marina izy ity cly :*:-*:*:-*(l)
:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))
:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))
6. ravatorano
(
27/06/2005 10:46)
tsy mahagaga raha elah toujours ohatran izao foana
raha i goth klouh voan elah eh :-D:-D:-D:-D:-D

8. mandrindra
(
27/06/2005 13:41)
:-D:-D
Mbola misy tohiny kely : "sady efa nopopiko tsara mihitsy alohan'ny hitengenako azy" :D

9. welie
(
27/06/2005 17:12)
:-D:-D:-D=))=))
Hahahahaha.... o re oul a! lol be! =))=))
notron> Lol :-D
mandrindra kou maika nanampy! hahahaha.... :-D

12. ketoka
(
28/06/2005 07:36)
Tandremo fa tsy mitovy an!
Ny iray pôpina vao taingenana fa ny iray taingenana vao pôpina