Mpamangy diso adiresy

41. sasa ( 05/07/2005 10:41)
bebe ahan :-w:-w
dadabe za hiasa tongotra an
42. yonikafopl ( 05/07/2005 12:58)
sasa hih nga tongotra mou no miasa ao fa tsy ann hihih:?::-P
43. sasa ( 05/07/2005 13:30)
bebe miasa doly akia an ka rehefa mandohalika anie akia miasa be ny tongotra e raha tsy izany mianjera
44. dadabe ( 10/07/2005 14:15)
kay le io njay fa mampiditra resaka lery efa haiko njay zay resaka zay ...aiza klou le plansy fa ho ratsy ty kle :°)
45. yonikafopl ( 10/07/2005 18:37)
dadabe lol ary lah tena mora mahana mihintsy aaaaaa:roll::roll:
46. dadabe ( 11/07/2005 03:46)
:{:{:evil:
47. yonikafopl ( 11/07/2005 04:04)
eo klou ataoko bisous:*
de aza ahonzongozona ny loha
48. sasa ( 11/07/2005 10:48)
o ry bebe, io bedada io mba teneno fa mitady hanao fika tsy milay klé
49. dadabe ( 12/07/2005 02:54)
:-$:-$:D de ampy lesy zama a
yonikafopl:*:*:*(l):*:*:*
50. yonikafopl ( 12/07/2005 16:36)
sasa , hihi za nga henoiny na ho tatataka eo aza ny tsy ho tataka eeee:roll:
dadabe :*:* eo tampenana bisous ny vava de tsy mitenyb mandrangitra an'i sasa tsony kleeee
51. sasa ( 13/07/2005 04:47)
dadabe mba henoy ny vadin'lah wa rehefa miteny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3108