fitiavana par internet

1. chakkakkely ( 01/06/2005 06:17)
Manaona daholo oh!

Mba mila kely ny hevitrareo @ ny fitiavana par internet eh! mino ve nareo hoe olona roa mbola tsy nifankahita fa dia mifandray eto @ net eto foana fotsiny na par telephone zany dia mety hisy fitiavana eo @ dry zareo , na mba fijorona vavolombelona koa ra misy zany eh! misaotra eh!
novalian'i fijo ny 21/07/2005 22:10
2. satasol ( 01/06/2005 06:27)
tena betsaka ny manao io fika iray io, mifampiresaka @ net izy dia samy mampiasa web cam dia mitovy amin'ny mifankahita ihany, fa amin'le lafiny anankiray fotsiny no tsy mety asa na azonao na tsy fa na izany aza misy mifampijery amin'ny web cam koa dia zay milay!!
3. xxx ( 01/06/2005 06:35)
tena misy ary tena mifankatia tokoa! possible ka! hitanao mihintsy hoe hatraiza ny halehibean'ilay fitiavana!!! mety tsara tsy misy sida!
4. dily ( 01/06/2005 08:55)
Efa nisy io ka, nisy bevohoka mihitsy satria nalefan'ilay bandy par internet koa ny azy dia voarain'ilay sipa. Hhhhh
5. fanogasy ( 14/06/2005 08:04)
possible mihintsy e!sady tsy misy maharatsy azy fa ny fitiavana no zavadehibe na dia mifanalavitra aza!Ny bevohoka par internet kosa aloha no tsy haiko indray iny e
6. zefalah ( 14/06/2005 08:28)
mety ka
atovy doly alo ze mety..mety be mintsy hahahaha
7. jhouhlambout ( 14/06/2005 09:32)
:-D dia ahoana indray zany bevohoka @ internet izany lé?
8. xxx ( 14/06/2005 09:59)
Ka mipetraka eo ambony seza foana mi-chat @ internet dia vokoka ny lamosiny ko aiza no tsy ho lasa bevohoka. Sa ahoana?
9. ELMIORA ( 14/06/2005 14:35)
Tena misy mints izany ka ôtrantsika izao zao.

Sa aôna ozy enao?
10. fijo ( 15/06/2005 04:38)
misy io ka.platonika aloha fa rehefa mihaona vao physika magnifika
11. sasa ( 15/06/2005 05:01)
misy le izy kan, sady milay be rehefa mihaona avy eo fa le bevohoka par net aloha otran'ny toa tsy misy amiko e
12. fijo ( 15/06/2005 20:15)
metry hisy koa ka.izany hoe alefa ny sary dia amboarina dia lasa bikina
13. mamzelkely ( 16/06/2005 07:15)
enga anie mba marina zany lazaina zany ry sasa!!!hihihi:°)za manko matahotsa be!! hehehe!! laingako zany e!!:°):-D
14. ari.malala ( 16/06/2005 07:51)
in no mampatahotsa an'i mamzelkely? le hihaona refaveo v? ;)
15. booboo ( 16/06/2005 11:09)
chakkakkely>tena misy kah. Ato fotsiny zao mino mihitsy zaho fa tena boooooooooooooobaka no lasa mpifankatia tato (internet)...(zahay anisany :°))fa tsy mijoro vavolombelona fotsiny.
16. zandrikely ( 16/06/2005 16:28)
misy ary tena misy
17. fijo ( 16/06/2005 21:16)
booboo mba tantarao hoe hianarana.
18. yonikafopl ( 16/06/2005 23:47)
tena misy io ka, fa miankina amin'ny tsirairay io, rehefa tena hoe serieux de lasa zao, boooooooooooobaka am antsoin'i booboo izy ato, fa misy kou nefa ny mifanala sy ny mifandainga, io no olana.:(
19. fijo ( 17/06/2005 04:48)
izany ve,hay ato misy ato hitokisana raha noana ny tena?
20. rurik ( 17/06/2005 07:53)
sasa ka ilay bevoka @internet anie io efa nazavain'i xxx io e tsy bevoka avy @kibo fa bevoka lamosina e!=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3305