fitiavana par internet
63. jentilisa
(
29/06/2005 15:03)
Ary any ambadika amin'izay mifanoratr ny fijo sy ry cutie a! huhu lasa izao an!
64. cutie
(
29/06/2005 15:46)
jentilisa , aleo eto ihany ho hitan'ny be sy ny maro . =))=))=))=))=))
67. dadabe
(
30/06/2005 01:06)
cutie :wink: efa mitsiky amizay a:)ary mivavaka angaha toi zany sa manao ramadan ??toa miondrikondrika
jentilisa arabaina less
jentilisa arabaina less
69. possy
(
30/06/2005 06:35)
io fitiavana virtuel io tena misy io e! ary feno ato fa manja io rehefa reel an! za efa nahita fa tsy hitantara fa ilay kofboy fopla be aloha e! tsy nampoizina mihitsy fa soa ihany fa tsy nitohy intsony .fa tapaka tampoka tamin'ny fihaonana .
70. stephan
(
30/06/2005 14:50)
fa mety efa mifanoratra mangingina tokoa ry fijo sy ry cutie matoa asaina mangina an! shuuut aza misy miteniteny!
71. jentilisa
(
30/06/2005 14:53)
ahoana ry dadabe a! tadidiko ihany ialahy nampiresahiko. Mihomehy aho ankehitriny!
75. norosah
(
07/07/2005 18:00)
chakkakkely:
Manaona daholo oh!
Mba mila kely ny hevitrareo @ ny fitiavana par internet eh! mino ve nareo hoe olona roa mbola tsy nifankahita fa dia mifandray eto @ net eto foana fotsiny na par telephone zany dia mety hisy fitiavana eo @ dry zareo , na mba fijorona vavolombelona koa ra misy zany eh! misaotra eh!
Salama daholo e !
Raha ny hevitro zaho manokana sy ny zavatra hitako dia misy io fitiavana par net io , ny hevitro kosa dia izao azo hatao ary tsy misy ny tokony maha-ratsy izany satria tsy maintsy hitanao eo ny fomba firesany sy valin-teny omeny anao , anjaranao no mitsara izay fomba firesany na manaja olona na ianao mihitsy aza ; izay ny iray fa eo ihany koa no ahitanao raha mitia olona izy dia manao ahoana no fomba fihetsiny sy firesany (toa anao manokana miresaka mivantana aminy ); eo ihany koa no ahatsapanao satria tsy maintsy maharitraritra ny fotoana hifampiresahana @ net ka ho hitanao ny heviny na olona aharitra marina @ tena fitiavana izy na olona maika² fotsiny sy te hanadala anao ihany koa e ! ; fanampin'ireo ny sary sy izay rehetra momba ilay olona mifampitory fitia !.
Fa ny olona hitako ndray hoe olona 2 nifankatia @ alalan'ny net ndray dia izaho mihitsy no nahita satria namako mpiara miasa amiko no lasa any ivelany ; tsy manome tsiny azy satria izao : efa nisara-bady izy efa ela² ihany , ny zaza efa lehibe fa saingy mbola tsy misy manam-bady akory fa mbola anatiny mianatra daholo ; araka ny firesany dia noho izay indrindra no nahatonga azy nandray izay fepetra izay . Izay no azoko ambara fa dia misaotra indrindra antsika eh !
77. lilbon
(
14/07/2005 04:17)
melsi norosah!
miombon-kevitra le kof e!
mahamenatra ve alou le mikoty sipa @internet sa tsia ?
tsy tokony kosa angamba e!eny an-dalam-be aza misy mifampikoty ko!de any am-piasana ,de @zay rehetra mety hifankahitana .ny olona fotsiny angamba no misy timide sy audacieux e?sa ve tsy zany ?
miombon-kevitra le kof e!
mahamenatra ve alou le mikoty sipa @internet sa tsia ?
tsy tokony kosa angamba e!eny an-dalam-be aza misy mifampikoty ko!de any am-piasana ,de @zay rehetra mety hifankahitana .ny olona fotsiny angamba no misy timide sy audacieux e?sa ve tsy zany ?
78. fasaly
(
14/07/2005 06:37)
libon:
inona no hahamenatra???? amin'iny aza "net" tsy hita maso de mahasaky be enao ko! eny andalambe marina aza mifampikoty, fa ny andafy aloha toa tsy msiy olona mifampikoty andalana tsony e! preske amitony net itony dooly zao fa misy ny tanteraka misy ny tsy tanteraka. na ny efa manambady sns.... aza toa mbola voasarika ihany ary maro ny olona misaraka noho ity net net ity....
inona no hahamenatra???? amin'iny aza "net" tsy hita maso de mahasaky be enao ko! eny andalambe marina aza mifampikoty, fa ny andafy aloha toa tsy msiy olona mifampikoty andalana tsony e! preske amitony net itony dooly zao fa misy ny tanteraka misy ny tsy tanteraka. na ny efa manambady sns.... aza toa mbola voasarika ihany ary maro ny olona misaraka noho ity net net ity....
80. dizneff34
(
15/07/2005 07:22)
Mety io ! Sahala @ ny mpinamana de raiki-pitia avy eo tsinona fa zany wé le finamanana no VIRTOALY klou! Jereo tsara fa eo @ ATERINETO izy minamana de mitafa de miresaka de "mifankatia" (mbola ataoko afovoan' i guy sy aimé tsara klou !!!!) de refa mifanena vo MIFANKATIA tena izy de izay ihafarany any !!! Fa ny hoe "mifankatia Virtoaly" de hivady raha vao mifankahita no tsy de tena miraikitra 100% hoy aho (amiko manokana io , çà n'engage ke moi ozy ny teny FARAN'NY TSY HAY ,frantsay pour les intimes) tsy maintsy mbo misy "fara-fahakeliny" fifampizahan-toetra tsinona ary io tena ilaina.
zay vita tompoko
zay vita tompoko