fitiavana par internet

21. ari.malala ( 17/06/2005 08:58)
fijo> noana in koa ity ianao? de homen-kanina par internet koa zany? :-D
22. mamzelkely ( 17/06/2005 09:25)
ari.malala< nefa tsy tokony ho noana tsony anie fa efa voky resaka eto am internet e!!!hihihi:-D
23. ari.malala ( 17/06/2005 09:30)
hita wa aky! :-D
24. sonwin ( 17/06/2005 15:21)
:roll:
25. chipie1 ( 17/06/2005 19:06)
possible ra...:-P
26. chakkakkely ( 18/06/2005 06:31)
booboo:

chakkakkely>tena misy kah. Ato fotsiny zao mino mihitsy zaho fa tena boooooooooooooobaka no lasa mpifankatia tato (internet)...(zahay anisany :°))fa tsy mijoro vavolombelona fotsiny.



mba tantarao hoe ry booboo zany fikankatiavanareo zany , dia efa ela ve ny anareo eo moa eh! merci
27. dadabe ( 19/06/2005 06:03)
:@:@kiii kay misy an'ity ato kle !!sady milay le miresaka @ net fa tsy mety von'ny sida kle ,sady afaka mampirafy virtoaly tsy misy mahakobo kle :wink:


de ahona iondray zany bevoka par net zany kle :-w:@:@:@
28. yonikafopl ( 19/06/2005 06:12)
he he he he , fa tena milay marina le mampirafy virtoaly an, :roll::roll::wink::-w:-w
29. dadabe ( 19/06/2005 06:28)
:oops::oops::oops::cry::cry::cry:
30. yonikafopl ( 19/06/2005 23:09)
oujyyyyyyyyyyy fa morsanlah ihany nonalaiko de eo de manao ranomaso manetsik'heloka eo tssssssss:wink:
31. keviin ( 20/06/2005 07:24)
tena misy io amiko kle, rehefa tsara ny resaka sy rehefa ela ny ifankalalana eto @ net ve tsy ho tonga ho azy ny fitiavana
Fa le bevoka io ve tsy ho samy bevoka zany na lahy na vavy satria samy tavela eo ambon'ny seza:-D
32. mamzelkely ( 20/06/2005 08:43)
tsara le mifankatia ma internet fa aleo ihany le mifankahita fa raha tsy azo anoharana ve tsy hifandaoro eto am neet ihany e!!!:°)
33. keviin ( 20/06/2005 12:54)
kah le mifankatia eto @ net anieh mba le toetra no fantatra aloha vao bika eh, satria @ zao mantsy otran'ny matetika mifampijery vao mifankatia ka raha tsara terehy sy laibany de iarahana na tsara na ratsy toetra le olona:P
34. booboo ( 20/06/2005 15:01)
chakkakkely>o^o.
35. dadabe ( 20/06/2005 16:54)
ary faly ery booboo fa mety izy mihitsy angamba le nahazo vady teo @ net :°):°)

mamzelkely le mifandamoro eto @ net anie tsy milay e,ny reel ihany hoa no mikoty ,eto anie ny lainga azo atao e,fa ny reel ihany no mitondra an'io e8)
36. ari.malala ( 21/06/2005 06:27)
keviin:

kah le mifankatia eto @ net anieh mba le toetra no fantatra aloha vao bika eh, satria @ zao mantsy otran'ny matetika mifampijery vao mifankatia ka raha tsara terehy sy laibany de iarahana na tsara na ratsy toetra le olona:P




kay ve ny fitiavanareo misy interet ê! oe raha tsara tarehy sy laibany?! mahagaga! :roll:
37. keviin ( 21/06/2005 07:46)
ari.malala zvtra hitakouh io kle fa tsy zah mihintsy an!!!
Fa le @ net anieh mba manala an'le fasarotakenatra ihany koa eh :-D,moa iza tokoa moa no mahalala oe mety ho ao @ net ny anjaranao kle :-D
38. ari.malala ( 21/06/2005 11:40)
asa moa... tsy misy mahalala izya havoaky ny ampitso!
39. booboo ( 21/06/2005 14:44)
dadabe>tsy ilay toerana no zava-dehibe kah o^o . Sady aôna ara zà no tsy ho faly fa tiana sady tia :°)
40. fijo ( 21/06/2005 21:14)
ari malal tena noana fitiana le virja e.le fitia tena izy an.
ari malala,haka kosa ve de ny ratsy fa tsssss
bebe mampirafy virta an.:-w:-w:-w de amin'iza hono?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2711