lay olona miaraka aminy namanao bé mamboraka fitia aminao...

1. niainaharison ( 18/05/2005 21:38)
tonga le namako ni-présenter olona tamiko hoé : izy no miaraka amiko...Lasa namako bé koa lé olona satria naman'ny namako bé tsinona...sady ty namako bé ity izaho no famborahany zay mitranga rehetra eo amin'ny fiainany...
vao haingana anefa dé namboraka fitiavana tamiko ty sipan'ny namako ity...tsy afaka ny hiaraka hoa isika fa zaho tsy afaka ny hamadika ny namako, sady tsy tiako izy hanana halahelo amiko mandrakizay...tsapako izy fa tsy mbola nitia olona otran'ny itiavany anao...
loza fa tonga taty amiko lé namako nitaraina fa hoé: tsapany fa misy olona hafa tian'i...any ambadika hoy izy...satria tsapako niova bé izy... sao mba fanatatrao hoé iza???.....inona no havaliko azy?????????
2. fijo ( 18/05/2005 23:32)
inona moa fa dia eo le hoe mody fanina e
3. felicia ( 18/05/2005 23:48)
bleme be zany clé...tsy te ho eo @toeranao aho...:lol:
4. pika ( 19/05/2005 04:26)
raha sipan'ny tena namako be aloha ny mamboraka fitia dia toa lasa marikoriko ahy izy e
na izany aza anefa dia mody fanina ihany mba tsy ho kobon'ny namanao ny adalany ka mety aharatsy fihavanana:(
5. fijo ( 19/05/2005 04:26)
rehefa tena misisika kosa ve holavina le,na dia hoe halatralatra kely majinika fotsiny aza
6. pika ( 19/05/2005 04:34)
andray ry fijo ! marina fa mety matsiro ny hoe mangalampihinana fa eritrereto anie hoe namanao be ilay sipany e, tsy vita ka:x
7. haingo23 ( 19/05/2005 04:56)
Ataovy foana izay hialana azy e! fa rehefa tsy mety izy dia anao no sisa
8. poupounesana ( 19/05/2005 06:10)
aza miditra ry namana ah! so d maty maty foana @zany! enao angah mboal tys naheno an'zany hoe crime passionnel zany? sady ny bandy tsy matanty an'znay hoe niovadihan'ny namany zany han! fa tys haiko alou zay holazainao an'le namanao eh! sarotra b le hiteny hoe tsy milamina anie iny oll miarka@ la iny!sarotra nefa tokony atao raha tena namanao izy
9. rurik ( 19/05/2005 08:42)
raha ny amiko aloha dia tsy misy tsara nohon'ny filazana aminy hoe tsy afaka mamadika ny namanao ianao e! sady tsy mety izany .raha hiaraka aminy ianao dia tena simba tanteraka ny fihavananao @namanao ary indray androany mety mbola mety hamadika anao @namanao koa izy dia sady vary namana ianao no ho very azy dia mbola ho very izaynamanao mety ho alainy koa dia tena mety ho teteziny daholo nareo rehetra e .tandremo fa tsy mety ka .
10. sonwin ( 19/05/2005 08:44)
tsotra be zany fa aoka aloha....ohatran hoe misy hifandraisany amin'ilay nolazainao tatsy ambadika ito, sa mampiady hevitra ise?
11. xxx ( 19/05/2005 10:01)
Mba ajanony ny redy2 ry naina a .. to amahita lazaina foana ary rangaha sa film hitandrangaha taiza doly zany
12. ari.malala ( 19/05/2005 10:35)
sarotra be le cas! Ny tena tsara de ny mamerina aminy ihany hoe tsy faaka hamadika ny namanao ianao, sady eritrereto tsara hoe namanao be aza fantany ny fifandraisanao s'io namanao io, sahiny ny manao an'izany! Sady tsy maintsy misy valiny daolo izay rehetra atao. Ny momba ilay namanao dia ezaho ariana dia izy izany hoe rassuréo ihany izy aloha hoe mety tsisy an'izany hoe, fa aza miteny na inona na inona aminy fa sady mety hanimba ny fifandraisan'izy 2 no mety ho sahy koa ilay 1 hiteny hoe ianao no nisary adala tany (te hifikitra @ le sipany izy manko dia ianao no havadiny any ho very namana eo ianao!

13. niainaharison ( 19/05/2005 14:22)
indrisy ma
14. niainaharison ( 19/05/2005 14:26)
indrisy mantsy ry XXXX (mba lazao moa ny anarana fa aza matahotra é) raha mba tantara foronina moa naninona, fa tsy hitanao angaha fa dé otran'ny efa mahimahina zany lé namako...sa mety ny saiko no lasa lavitra...
za aloha avy de notsoriko tamin'ily sipany fa efa manana olona tiana zaho hoa é...
lasa laviko foana ny fety tokony andehanako, rehefa samy invité any zahay 3...gaga mihitsy le namako...
15. Veloo ( 19/05/2005 16:27)
naina a njy kosa zany tena be pitia knou :-D:-D:-D:-D:-D
16. fijo ( 19/05/2005 21:31)
rehefa nanda letsy no mbola misisika izy dia hisisio koa an
17. jentilisa ( 20/05/2005 04:38)
Amiko aloha raha tena namana aleo ihany tsy misorona e! Tonga rangahy dia lazao ilay namanao a! olona tsy milamina izany ve no avelanao hiaraka amin'izany? Avelao izay tezitra any ho tezitra fa manahirana. Izaho indray aloha tsy te-hivaky loha amin'izany fa matoa ianao sahirantsaina dia revirevinao koa ilay sipa e! sa...?
18. fijo ( 20/05/2005 04:56)
aza mampiady e,homeo fitiavana izy
19. mamzelkely ( 20/05/2005 06:14)
raha ny fahitako anazy alo de le bandy no fositra efa fantany zao ve fa mpinamana be nareo de mbola sahy ihany izy mikôty fa omeo ny haftra refa mbola mandreraka raha mbola mamboraka ihany de teneno ilay namanao we misy zvt tsy mazava am iny sipanao iny fa mailo njy!!!
20. dadabe ( 21/05/2005 04:53)
o ry niaina a! ary maninona mou toi raha toa ka mi organisee fihaonana (ohatra any @resto),de ise mitondra ny sipan\'ise ,fa ise koa anefa mi inviter le naman\'ise de tonga de atao carte sur table e,eo nareo 4,de manao carte sur table eo,fa raha tsy sahy an\'izany ianao de mety hhmmm ianao koa zany efa tombee kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4588