lay olona miaraka aminy namanao bé mamboraka fitia aminao...

21. mamzelkely ( 21/05/2005 06:51)
dadabe< tarot sa belote le carte sur table hihihi!!!:-D
22. sonwin ( 21/05/2005 08:55)
efa tombee io ry frera fa matahotsa a:-D
23. jentilisa ( 27/05/2005 08:45)
za aloha efa niteny e
24. niainaharison ( 27/05/2005 17:32)
efa fantany mihitsy fa misy olona hafa tena maha lasa adala ahy any...ary efa noteneniko azy izany ary fantany...
tsapako koa ankehitriny fa tena mahina lé namako, matoa izy manao remarque hoé "mazoto ery izy rehefa hoé handeha no any amiko izy ireo, ary diso mitakisikisina bé loatra amiko"...
tsy tiako ho sembatsembanina ny finamananay, satria tsy aiko raha aharitra ny azy ireo...nefa ny namako namako hatrany...ny fitiavana mety mandalo, fa ny finamanana maharitra mandrakizay, rehefa tena hoé "namana" de namana mandrakizay...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2121