poma
1. poutsy
(
28/04/2005 10:53)
nisy roalahy mangalatra voankazo hono dia t@ ity indray mandeha ity poma no nangalariny , izy teo ampangalarana iny izy no nisy polisy tonga , lasa haingana ryzreo nitsoaka tao anaty fasana noheveriny fa tsy hitan'ny lay polisy ny toerana nitsokany dia nizara zay azony @ zay izy roalahy dia hoy izy un pour moi , un pour toi .un pour moi un pour toi dia zay foana .... hoy lay iray hoe il reste deux a la porte , nisy poma 2 latsaka mantsy tao ambaravarana . naheno zany lay police dia lasa nitsoaka fa nataony hoe lay faty no miteny hoe haka azy ao ambaravarana nefa lay mpangalatra ny paoma no nataony hoe il reste 2 a la porte ,
nitsoaka nahafaty tena lay police vendrana fa natahotra ny ho faty ,......
nitsoaka nahafaty tena lay police vendrana fa natahotra ny ho faty ,......
novalian'i sasa ny 11/05/2005 11:36
2. sasa
(
28/04/2005 11:06)
=D =D =)) =)) =)) =)) aza mba polisy vendrana ihany wa fa dia ataon'ny olona fimehezana fotsiny
poutsy ary njy mahay an
poutsy ary njy mahay an
3. sonwin
(
28/04/2005 12:33)
ary za niandry hoe hisy resaka vaoniny indray eto fa misy zava-boribory--kay resaka paoma blague matotsa he he tsara ka =D =D
4. sasa
(
28/04/2005 12:38)
sonwin aty ambadika ny resaka vôniny fa tsy ato kan resaka pôma ny ato; i poutsy io anie manatalenta fa tandremo an; dia aza mampiditra demande elah fa efa sipako virtoaly i poutsy; elah manko papa malaza mpampirafy izay ihany
6. poutsy
(
28/04/2005 14:00)
sasa-ampianarinjy ve z tsy ahay e!
:-D ^^ ^^
sonwin-sipanao vitoaly @ ahoana ndjay ary a ty ...
:-D ^^ ^^
sonwin-sipanao vitoaly @ ahoana ndjay ary a ty ...
10. mishou
(
28/04/2005 20:59)
tsy ratsy an, tsy vita formation koa angamba ry zalah fa matahotra faty
hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D
hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D
11. Veloo
(
28/04/2005 21:05)
=)) =)) =))
O ry sasa a, na za tsy izy matahotra ko za knou, indrindra fa eny @ ireny misy fasana reny.... :-@
O ry sasa a, na za tsy izy matahotra ko za knou, indrindra fa eny @ ireny misy fasana reny.... :-@
12. sasa
(
29/04/2005 05:48)
dadabe misotsa am-le tso-drano virtoaly
veloo njy wa efa tenenina hoe aza saro-tahotra izany tsy afaka mampianatsa anjy intsony aho fa bedin'ny vadiko noho izany njy mitadiava mpampianatra manala tahotra fa tsy mety izany saro-tahotra izany;
Poutsy njy ve vadiko dia tsy ampenariko; sady njy tena intelligente an

16. poutsy
(
29/04/2005 10:05)
sasa_notsofin'i dadabe rano anie tsika sy njy fa vita mariazy virtoaly e!
17. Veloo
(
29/04/2005 14:36)
sasa a an3 za kosa tsy ande any @ ireny fasana ireny na dia ampianarin=njy tsy hataotra ary...
Dadabe a za tsy ty fasana aky a :( :(
Dadabe a za tsy ty fasana aky a :( :(