poma
64. yonikafopl
(
07/05/2005 13:48)
dadabe?? inn fona ny ataonao ato eee, de amzay faly ery miresaka ana ato an!! :cry:
76. sasa
(
09/05/2005 06:39)
dadabe hay ve lesy ny ahy manko ny fantatro le vorondia tsy fihinana kou
78. mishou
(
09/05/2005 21:46)
sasa> isaky ny miteny i dadabe de toloranao fanontaniana foana fa tsy azoko mihitsy ilay frapy, miainga avy aiza ilay izy fa tsy arako e
:-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D
80. sasa
(
10/05/2005 05:43)
mishou le frapy aloha dia avy aty amiko ihany za manko nianatra nametraka fanontaniana, fa njy ve tsy nianatra tany am zany fianarana izany
mifenty dia ho lasa kofa miova taranja izahay sy i dadabe sanatria lesy izany an, i poutsy irery ihany no tiako
mifenty dia ho lasa kofa miova taranja izahay sy i dadabe sanatria lesy izany an, i poutsy irery ihany no tiako
