sarotra @vehivevy ve ny miteny hoe tsy tianao intsony za ?

1. siso ( 18/04/2005 16:08)
Araka ny heritreritro d maety bola tia angamba le olona matoa tsy masahy miteny mivantana na koa tsy te ho izy ny hiresaka voalohany ilay fisarahina amio anefa fahalemena ny tsy fitenena le izy
asa re
novalian'i ft ny 05/07/2005 18:49
2. poupounesana ( 18/04/2005 16:37)
sarotra @ ny vhv v ny miteny hoe tsy tia anao intsony aho sa tsy tianao intsony aho no izy ry siso? tsy mitovy manko ireo
3. siso ( 18/04/2005 16:45)
hihiih marina izany tsy tia anao [/b] intsony
no izy ka
4. poupounesana ( 18/04/2005 17:02)
:wink: sarotra kosa aloha zany eh! sarotra anie ny mahitsy eh! tsy hoan'ny vhv ihany fa hoan'ny lelà ihany koa indrindra2 moa zany eh!
zao fotsiny ny mahasamihafa azy : ny lelà raha ohatra ka leo ny oll miarak@ny d mitady hafa izy aloha d refa tena sura (zany hoe rehefa tena niarahany tsara ilay oll tiany faharoa) zay izy vao misaraka @ ilay taloha
ny vhv indray anefa rah vo mahita tsara2 kokoa noh ilay miarak@ny d aleony tonga d sarahina ny oll miarak@ny d zay vo miarak@ ilay vaovao!
misy ny exception fa cas général ihany io! so d misy misendaotra b eo indray
:-D
5. sonwin ( 18/04/2005 17:06)
marina io voalazanao io ka...manana traikefa nge njy izany e :lol:
6. poupounesana ( 18/04/2005 17:23)
zany v ry sonwin? za v nahalala! =))
7. pitchou ( 18/04/2005 18:19)
ilay hoe "tsy tia" ve no sarotra lazaina? ny ahy aloha to notsoriko we "tsy hiaraka intsony" e!
8. siso ( 18/04/2005 18:45)
poupounesana,
ka raha tsy sur tsara le vhv de lasa tsy mety satria sady tsy foiny harina le taloha no tsy bola tiny ho ekena koa le faharoa dia mety izay nagamba no tsy ahasahiny miteny sao votsodroa izy
9. yonikafopl ( 18/04/2005 19:42)
ny fitiavana io nge rankizy tsy kilalao e, ka we miaraka fa rehefa mahita ny tsaratsara na efa leo ilay eo antanana dia hoe tsy tia anao tsony aho.Izany hoe raha toa mbola misy izany dia tsy tena fitiavana izany no niarahana.
10. fijo ( 18/04/2005 21:45)
za aloha tsy hiteny hoe tsy tia izany e.hodiako tsy hita fotsiny ,fa tsy hay izay any aoriana any ko.sao misy krizy mandalo . :-D :-D :-D
11. yonikafopl ( 18/04/2005 22:47)
fijo tssssssss, inn le krizy??? :roll:
12. fijo ( 18/04/2005 22:53)
sao tsy mahita any aoriana ko.avy dia retour kely
13. xxx ( 18/04/2005 23:24)
mba ramasaka koa anie rafijo izany e , ny alika anie no miverimberina @ efa nalohanny e!
14. yonikafopl ( 19/04/2005 00:08)
xxx hummmmmm, ka ny fahaoako ny an'i fijo ange tsy naloha fa natao am sisiny fotsiny e
15. pika ( 19/04/2005 05:46)
ny lehilahy no tena kanosa tsy sahy miteny mivantana hoe "tsy tianao intsony za" . tsy ny vava miteny ihany anie no ahitana ny ao am-po fa ny atao rehetra e.raha tia aza misy milaza hoe tiako ianao nefa ny aseho mifanohitra dia ahoana?
16. mamzelkely ( 19/04/2005 06:29)
marina kosa alo fa sarotra le miteny hoe "tsy tia intsony" na ho an vhv na ho an lelà. :oops: fa na izany mila kourazy be sa ahôna :^)
17. moi ( 19/04/2005 07:28)
Maninona raha ohatra hoe vao miditra dia asiana resaka mazava ny fomba filazana mivantana ny fivoahana, sa aleo fantarina amin'ny fandehany eny ?
Inona koa anefa no olana raha tsorina ny resaka e ! Fitiavana efa ho vita ka asiana prolongation ... Ampiasao ny SMS, ny mail, ny dedicace sns rehefa tsy sahy mivantana !
18. tnice ( 19/04/2005 07:55)
tsy sarotra io rhf tena tsy tia intsony izy :lol:
19. siso ( 19/04/2005 08:19)
hummm
kanosa daholo iznay ny vehivavy an sa matahotra ny hisy gidragidra refa avy miteny izany hihiihi
amiko klou ry zareo efa tsy tia dia vita izany kou inona indray ary tsy misy azo atao intsony kou izy ary efa tsy tia ,
fatsy tokony ho tazominy ily sipa koa ange letsy fitiavany famnajary maty antoka be le kofy avy eo e hihhi
20. mamzelkely ( 19/04/2005 09:27)
hitanareo ny tena mahasarotra azy dia ny fahatahorana we handratra le olona dia mety tellement enao mahita we malahelo izy dia manana tendance mitady iverina aminy nefa enao efa tsy tia intsony.ny tena loza de raha mitomany izy :cry: donc mila diplomatie be le miteny we "tsy anao tsony za" sa aôna???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2082