sarotra @vehivevy ve ny miteny hoe tsy tianao intsony za ?
43. yonikafopl
(
20/04/2005 18:40)
dadabe kou mieritreritra izay voalaza aho dia mila ho vaky ny foko kle :cry:
45. booboo
(
21/04/2005 07:45)
Aleo tonga dia mitsotra dia ampiarahina @ antony(tsy mamorona koa nefa an). Manamora kokoa ny "deuil"-n'ilay oul nilaozana ilay mahafantatra ny antony noho ny hivaky loha hametraka fanontaniana zato amby arivo mandritra ny 100 taona nefa tsy mahazo valiny (mankarary fo iny)
46. mamzelkely
(
21/04/2005 08:24)
ho anareo le miteny we tonga de tsorina ary raha nareo ve no tenenina an'izany de mety ho tantinareo, sincerement??? :-w
47. booboo
(
21/04/2005 08:54)
marary fa refa zay dé zay. Ny klou aleoko izay toy izay ampifilaina 100 taona @ fihatsarambelatsihy sy ny bla bla bla e !
49. Dezy
(
21/04/2005 09:49)
misy teny gasy manao hoe:hatsipy ny tady eny an-tandrokin'ny omby ,hatsipy ny teny ao am-pony mahalala, ny dikany de we alefa tsikelikely eny ny kozy refa tsy tia tsony,sady tsy manome rendez-vous tsony fa ny miteny kapobatana klou tsy vitako e
51. Dezy
(
22/04/2005 08:55)
fijo> ahona njay zany fikan'ela zany klé hihihisao de ve???tsy ratsy =)) =))
52. dezaka
(
22/04/2005 13:38)
sali sali !
refa tsy tia aloha ny vehivavy de tokony hitsotsa fa henjana bbe le miandry e hihiihihi,
tsy fahotana ny tsy tia fa safidy dia tokony hanaiky ny safidy avy ny tsirairay e ,fa raha misy fitiavana ihany tsy ho voateny mintsy io 8) :oops: :oops: :oops: :oops:
refa tsy tia aloha ny vehivavy de tokony hitsotsa fa henjana bbe le miandry e hihiihihi,
tsy fahotana ny tsy tia fa safidy dia tokony hanaiky ny safidy avy ny tsirairay e ,fa raha misy fitiavana ihany tsy ho voateny mintsy io 8) :oops: :oops: :oops: :oops:
53. Niels
(
27/04/2005 14:41)
Tsia tena mora @ vehivavy ny milaza an'io, izaho mipetraka aty Tulear ary hitako fa ny vehivavy aty dia sahy milaza ary tsy vitany hoe tsy tia fa tena entsaky(leo).:p
54. fijo
(
27/04/2005 21:34)
dezy tsinjovina lesy ny hoavy an.
niels fa ny sipa avy any aminareo any koa rehefa hifikitra izay manahirana an
niels fa ny sipa avy any aminareo any koa rehefa hifikitra izay manahirana an
55. ft
(
05/07/2005 18:49)
pika:
ny lehilahy no tena kanosa tsy sahy miteny mivantana hoe "tsy tianao intsony za" . tsy ny vava miteny ihany anie no ahitana ny ao am-po fa ny atao rehetra e.raha tia aza misy milaza hoe tiako ianao nefa ny aseho mifanohitra dia ahoana?
tena miombokevitra @nao zà!! aleo tonga de mitsotra oé "tsy tia" toy zay manao zvt sy fihetsika mifanohitra @ fitiavana!!