sarotra @vehivevy ve ny miteny hoe tsy tianao intsony za ?

21. siso ( 19/04/2005 09:48)
mamzelkely>
hiiiihi ka refa tsytia ianao tokony tsy hatahotra ny hiteny kou vao maika mandratra le olona ny tsy fitenenna le izy nizaniza refa tenenina hoe tsy tina tsy maintsy harari fo kely fona fa refa vy eo mandeha hoazy e
ny fiainana mandeha fona hozy ny fitenenan izay fa tsy azo atao pause mintsy
22. Dezy ( 19/04/2005 09:53)
2ra teo ikaretsaka de efa bedy doly nareo fa tsy sahy mitsotra hihihihihihi
23. yonikafopl ( 19/04/2005 10:00)
Dezy, arahabaina, ela zany an! :)
ary Dezy ve ary tonga dia mitsotra ee
24. palmbeach ( 19/04/2005 10:58)
misy ny antony matoa tsy tia tsony, de refa miresaka aminy de tenenina hoe tsy afaka hiaraka intsony satria... de samy vita e!
Rehefa tsy mahavita an'izany de mbola tia zany kou, rehefa tsy tia tsony, misy tsy zaka ao zany ve de iandry olona hiaraka vao hiala, aleo tsy misy hono toy izay hanan-dratsy!
25. mamzelkely ( 19/04/2005 11:48)
tena mety lache a zany satria za tena tsy sahy miteny amin'ny olona mitsy we tsy tiko enao fa za miodikodina be fôna satria raha izaho ko no tennenina we tsy tiko tsony enao de tena malahelo be mitsy a sady mety tsy hanana confiance amiko intsony satria tsy tina ka zay le probleme raisiko am tenako alo le izy ka refa tsy de tena tiko lôtra de rsy ataoko am hafa ko, sa....???? :-w
26. siso ( 19/04/2005 13:37)
mamzelkely>
aza very fahatokisana @ tena izany ny tsirairay samy manan ny maha izy azy avy ,tsy ny toetra na fihetsika sns ataony olona no tsy maintsy tsara fa ny fanekenao ny toetranao sy ny fanehonao izany tsy ampamenarana
ny halahelo natao ho any olona rehetra fa mandalo daholo izany fa tsy misy mijanona e
tsikitsiky lalandava
27. mamzelkely ( 19/04/2005 14:16)
siso:

mamzelkely>
aza very fahatokisana @ tena izany ny tsirairay samy manan ny maha izy azy avy ,tsy ny toetra na fihetsika sns ataony olona no tsy maintsy tsara fa ny fanekenao ny toetranao sy ny fanehonao izany tsy ampamenarana
ny halahelo natao ho any olona rehetra fa mandalo daholo izany fa tsy misy mijanona e
tsikitsiky lalandava

mafy anie reto zany lazaina fa tsy tina zany tena sérieux

:{ :{ :{
28. mamzelkely ( 19/04/2005 14:19)
siso:

mamzelkely>
aza very fahatokisana @ tena izany ny tsirairay samy manan ny maha izy azy avy ,tsy ny toetra na fihetsika sns ataony olona no tsy maintsy tsara fa ny fanekenao ny toetranao sy ny fanehonao izany tsy ampamenarana
ny halahelo natao ho any olona rehetra fa mandalo daholo izany fa tsy misy mijanona e
tsikitsiky lalandava


tena mafy anie zany lazaina fa tsy tia zany sady masika be lôtra raha lazaina be comme ca fa zay le lazaiko we mila diplomatie
:-$ :-$ :-@
29. dadabe ( 19/04/2005 15:05)
=D> :-w
30. siso ( 19/04/2005 15:23)
dadabe> ahona ataninadro sy faravohitra ao hono e
:lol: :lol: :?: :?:
31. stephane197 ( 19/04/2005 16:53)
siso:

Araka ny heritreritro d maety bola tia angamba le olona matoa tsy masahy miteny mivantana na koa tsy te ho izy ny hiresaka voalohany ilay fisarahina amio anefa fahalemena ny tsy fitenena le izy
asa re



Le fitiavana rehefa mbola ti dia tsy mahavita miteny an'io mihitsy fa rehefa tsy ti dia tsy misy dikany akory ny miteny an'io.
32. yonikafopl ( 19/04/2005 18:01)
mafy ny maheno ilay olona notiavinao miteny aminao we tsy tia intsony, nefa mafy kokoa ny mahatsapa fa mody tia izy fa ny fony efa tsy mitempo ho anao.
AK sty misy tsara toy ny mitsotra ihany eeee, .
33. pitchou ( 19/04/2005 18:25)
azo atao koa ny manao sambo milentika d vita ka
34. saotra ( 19/04/2005 19:17)
pitchou> de ra ataonolona sambo mitentika kou enao d ahona?
Ra sami tsy tia izy 2 de tsy olana le izy fa ra hoe enao tsy tia intsony nefa le olona mbola tia; otrany manahirana be zany. Za alo tsy sa miteny @ olona hoe hitako zao fa tia ana izy nefa za efa leo, otrany tsy sa miteny hoe tsy tia anao tsony a.
Raha ohatra koa hoe mifankahita matetika zay de vao may manahirana ana. Fa ra mifalavitra de otrany ho vitako ihany ka. Le mifanatritava mitsy refa miteny anile izy zany e, tsy tafa kou.
35. siso ( 19/04/2005 20:34)
sambo miletika izany tsy mety koa amiko raha t@ voalohany hiaraka ve nifanaiky izao de rfa isaraka indray no tsy mety ny hifanaiky e
hihiihii sarotra be fa z a aloha mahita fa tsy misy masahy daholo eto e nefa dia efa nadalo t@ izany daholo ny akabetsahiny dia ahona fotsiny daholo izany no nisarahanareo ????? sa kosa tsy bola nisy nisaraka t@ olotiny daholo eto hihiihi hummmmm tsy mahatoky za :^) :^) :^) :-P
36. palmbeach ( 20/04/2005 05:16)
hita oa, mba ohatran'ny aona marina ny fisarahanareo tamin'ny sipanareo taloha? mba mahaliana an!mba valio hoe :?: :?:
amiko aloha aleoko mahita olona tonga de mitsotra hoe tena tsy afaka miaraka intsony isika na dia mbola tia aza aho na koa mbola tiko fa tena tsy afaka hitohy intsony ny tantara toy izay ny fihetsika mampiseho fihetsika maro samihafa, tsy miraharaha, mihatsaravelatsihy, sns...
Ny fo koa mantsy marary foana refa misaraka ra mbola tianao le olona misaraka aminao na isarahanao fa sitrana eo foana io na dia mandritra ny taona maromaro aza e!
37. mamzelkely ( 20/04/2005 07:25)
hitanareo ny misaraka am olona ray tsy "sarotra" raha tena tsy tia tsony enao fa enao kosa tsy hiteny we "ndao hisaraka fa tsy tia anao tsony a" fa tenenina we "tena aleo hijanona le fiarahana fa tsy mety tsony fa ôtrany mifampijaly fotsiny tsika" de normalement izy de mahazo we tena tsy tia tsony ty olona ty fa tsy tenenina be fatany aminy fotsiny we tsy tiko tsony enao fa mba olona manana fo ihany anie izy ary raha tsorina be fotsiny amzao zany de mety lasa ratsy be ny relation après =(( :snif: de lasa ôtran'izao fôna ny fiainana
38. yonikafopl ( 20/04/2005 08:35)
:-w =((
39. sonwin ( 20/04/2005 09:00)
=((
40. poupounesana ( 20/04/2005 13:23)
miombonkevitra @ i mamzelkely aho aloha fa tena sarotra zany hitsotra hoe tsy tia intsony izany e!fa marika kosa anefa zany fa mbola misy humanité ao @ny! satria oll tsy manana fo mihitys no tonga d tsy hihambahamba hiteny hoe tsy tia zany! mora anie ny mandao noho ny ilaozana eh! saingy matoa tsy sahy zany d tsy te handratra fo! ny lelà angamba mety tsy mi-comprendre an'zany eh?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2732