maninoa no refa tia ny olona sasany dia matahotra

1. siso ( 09/04/2005 12:24)
tsy faharesena ny miteny hoe tia sy manaiky izany " amiko aloha io" fa misy olona mahatsiaro tena hoe resy "angamba hoy aho " raha manaiky izany
tsetsatsetsa tsy haritra ihany e
bye
novalian'i fijo ny 18/05/2005 23:52
2. iartistika ( 09/04/2005 12:43)
resy?? resy ahoana??
3. siso ( 09/04/2005 13:04)
fomba fiteny ny hoe resy ny fitiavana ka mihevitra fa mety hisy fahalemena ho azy eo anatrehany ilay olona
4. pisoin ( 09/04/2005 13:56)
marina izany fa nefa koa mety hoe tahotra ilay izy ny tena marina, "matahotra" sao tsy tiana angamba e!
5. siso ( 09/04/2005 14:33)
pisoin:

marina izany fa nefa koa mety hoe tahotra ilay izy ny tena marina, "matahotra" sao tsy tiana angamba e!



mety ho izay marina nefa rha tsy manaiky ilay olona tsy ho fantany mitsy raha tena tia le olona iray na tsia ;mila omena chance le oul hiprouvény izany kou
6. pisoin ( 09/04/2005 15:37)
mety hoe efa hitakitany @ fihetsiny hoe tsy tia azy anie ile olona, na tena tsy sahy mi-risque izy satria sao dia....
7. siso ( 09/04/2005 15:44)
ka raha diso hevitra le olona matahotra; matoa mi-insita ve le oul de mbola tsy aha toky ihany ; ahoana moa noa hoe hi risque .....
8. siso ( 09/04/2005 16:12)
ka raha diso hevitra le olona matahotra; matoa mi-insita ve le oul de mbola tsy aha toky ihany ; ahoana moa noa hoe hi risque .....
9. xxx ( 09/04/2005 18:50)
Zah izao tena anatin'io mihitsy. Ny antony tsy ahasahiako miteny hoe tiako anao amin'ilay olona "tiako" dia satria zahay kamarady be dia izy koa trop kool, tsara fanahy be no tsara tarehy. Raha milaza azy zah fa tiako izy dia tsy maintsy ho halany zah, matetika ataoko indirecte ny milaza an'io dia jereny mafy be zah. tsssss, matahotra zany zah raha ohatra ka lazaiko azy fa tiako izy dia sady tsy ho mpinamana intsony izahay no mety hilefany aza zah raha mandalo. Manorotoro sain'nakah io indraindray fa izay aloha ny antony e!
10. xxx ( 09/04/2005 20:47)
xxx marina izany fa refa tsorinao izy tsy manina tsy adala izy ka tsy hieritreritra ;
raha za te hiaraka @ olona iray izay olona tsotsa sy mahafinaritra be ana izay nefa izy tsy mety fa mety matahotra araky ny loha evitra eto inona no ataoko ?
11. cutie ( 10/04/2005 03:44)
matoa enao mbola matahotra sy miahotra de mbola tsy tena tia zany .
12. xxx ( 10/04/2005 10:09)
izay indray afa raha bola tsy tia tsara izy dia tsy maintsy ho tsapa foana fa raha efa hita fa tia le oul nefa matahotra no tena tiako fatarina hoe maninona
sa mety ny zavatra niseo teo aloha t@ fiainany no mety mahatonga izany
ny lasa anefa natao ho hadinoina
13. dadabe ( 10/04/2005 11:12)
cutie>zay iozany le hoe ny fitiavana tanteraka maharaoka ny tahotra a?hehehe
14. siso ( 10/04/2005 11:17)
cutie>hihihihi marina izany e fa mila tateraka klou le izy hihiih
15. pisoin ( 10/04/2005 11:58)
raha tsorina izany de hoe: "rehefa tena tia dia tsy matahotra n'in'ina, sa ve tsy izany?"
16. xxx ( 10/04/2005 12:31)
marina izany less
17. pisoin ( 10/04/2005 13:10)
ok e! fa misy anie ny "cas exeptionnel" e! sady mety tsy matahotra n'in'in izy fa ilay olon-tiany ihany no atahorany.!!! :idea: :-@
18. sonwin ( 10/04/2005 13:14)
arakaraky ny olona io ka
19. xxx ( 10/04/2005 13:27)
ny fitiavana tsy azo afenina ange e na aseo @ tahotra hita taratra fona hoe tia refa tia na dia manao fihetsika sy fiteny afa aza (tahotra na fahasahina io) mety mody atao vazivazy koa indray ndray
20. pisoin ( 10/04/2005 14:16)
raha azoko tsara ny tianao ambara dia hoe mipoitra ho azy eny hoe tia anao iny? (l) :?: (amin'ny alalan'ny fihetsiny na firesany??????)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4001