maninoa no refa tia ny olona sasany dia matahotra
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
41. pitchou
(
12/04/2005 18:12)
asa aloha! fa maromaro ihany no fantatro hoe nony teo anoloan'ilay nahataraiky nyfony d niboredika nibadabada lasa mitenbiteny foana aza ndraindray! misy moa ny sasany d lasa sahala @irony clown irony! nefa ange ny sasany izany fatra-papijaly ny hafa taloha, tsy sasatra ny miteny hoe tiako enao @ mpandalo sns
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
42. xxx
(
12/04/2005 23:41)
mahery ny fitiavana ry zareo na dia miharo tahotra aza ilay tsy mahita sujet aloha dia matetika mitranga @ olona rehetra angamba "@ heritreritro io" fa na izaho izao ary na @ ilay olna mahafinaritra ahy izay dia tena tsy mahita resahina izy koa moa mety matahotra "nefa za tsy mihinnana azy hihiihi"de lasa vazivazy no betsaka , de manotany tena za hoe sahiny ve ny hamboraka ilay fitiavny @ farany ? de izao le tonga @ fiteny hoe miandry fa gasy izany e hiihih :-D :-D :-P :-P :-P
![](https://avatar.serasera.org/2cedf1271a10b9ed7bffa43fd92eb07b.jpg)
44. miranakely
(
13/04/2005 14:21)
ie, dia miresaka zavatra tsy misy dikany eny tokoa moa. dia entiny am sujets tsy mahazatra anao (genre x) satria ianao koa tsy mahita sujet. dia atopatopan'ny onja eny, oh tsy misy personalité izany woa.
![](https://avatar.serasera.org/3bb772e2ecdcb622dd55a62143161726.jpg)
46. poupounesana
(
14/04/2005 14:20)
d fahamenarana v zany rah tonga any @resaka mamoafady ny resaka? zà kosa tsy mino kah
![](https://avatar.serasera.org/2cedf1271a10b9ed7bffa43fd92eb07b.jpg)
47. miranakely
(
14/04/2005 14:23)
ie, tratra tsara mihitsy, fa oh ny adala woa, tsy miteny tsy mivolana fa eo mijoro eo anoloany eo fotsiny. mapmé be e.
![](https://avatar.serasera.org/3bb772e2ecdcb622dd55a62143161726.jpg)
49. poupounesana
(
14/04/2005 14:47)
hoy i miranakely
refa tonga @zany kosa v ny resak nefa mba oll tianao sy mahafinaritra anao le manatrika d tsy hafahafa ihany ny fipetrany!
dia entiny am sujets tsy mahazatra anao (genre x)
refa tonga @zany kosa v ny resak nefa mba oll tianao sy mahafinaritra anao le manatrika d tsy hafahafa ihany ny fipetrany!
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
50. pitchou
(
14/04/2005 18:26)
hialako izany raha izaho! tsy fantatra be niany ko! sao ny tena tia nefa izy hafa! :-D
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
51. fijo
(
18/04/2005 22:37)
misy ny henatra misy ny tahotra ny holavina.fa raha ny tsara aloha aleo avy dia milaza e.ohatra hoe tiako i mumu dia izay.azo asiana (l) kely na :* na :?: satriatsy hay ny valiny,fa aleo tenenina e
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
53. pitchou
(
19/04/2005 18:33)
ary aza taritin'ny fijo ela moa i mumu fa arosoy @zay ny raharaha e! d aza adino ny namana an!
![](https://avatar.serasera.org/3bb772e2ecdcb622dd55a62143161726.jpg)
54. poupounesana
(
20/04/2005 14:38)
ah !misy vaovao mahafaly ato zany han! rahoviana le andro malaza ary o? ho tafita @zay zany i fijo koa! tsy ho .... ntsony
![](https://avatar.serasera.org/5a2993689ff374f7152b66380e8d9c7b.jpg)
55. dera
(
20/04/2005 22:24)
tsy hoe mbola tsy tena tia fa ilay fo midobodoboka be. Fa izaho dia miheritreritra misy fotoanany ny zavatra rehetra
![](https://avatar.serasera.org/2cedf1271a10b9ed7bffa43fd92eb07b.jpg)
56. miranakely
(
21/04/2005 05:12)
midobodoboka be ny fo dia tsy sempotra be.nefa tsy avy niazakazaka.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
57. fijo
(
27/04/2005 21:46)
tsia hono ny valiny avy any amin'i mumu ka avadika indray ary.tiako i poupou (l) :* =((
![](https://avatar.serasera.org/087f280216710d2353215bec0325655c.jpg)
58. dadabe
(
28/04/2005 07:48)
KAY ao zany le! de ahoana lety i sonwin ao ambadika ao :?: :?: :?: :?: :roll:
![](https://avatar.serasera.org/3bb772e2ecdcb622dd55a62143161726.jpg)
59. poupounesana
(
28/04/2005 16:37)
fa ngah izy ty ry fijo tsaptsapaina hoatran'zany ftsiny hoe raha tsy mety soa d i zety ndray zany! koa tsy aleo v i paoly rah izany e!!! :-D :-D :-D