maninoa no refa tia ny olona sasany dia matahotra
21. xxx
(
10/04/2005 16:57)
izay mihintsy na dia tsy mahasahy manabara aza le oul na matahotra tsy sahy maboraka ka mety miheritreritra le oul hoe fahalemena ho azy ny maboraka le fitiavany nefa sarotra afenina @ le oul tiany le izy faraha @ olona afa
manodidina azy dia mety ho voaafina ihany
manodidina azy dia mety ho voaafina ihany
23. siso
(
10/04/2005 20:14)
cutie>ka izay mintsy le ohaevitra kou maninona no matahotra fa tsy tonga dia lazaina hoe tiko ianao hihihihi (l) :*
24. cutie
(
10/04/2005 20:26)
risquer eo fona kou , tsy aleo ve miteny de raha tsy tia le oul de miala toy zay hiaina @ tahotra eo fona we , sao de tsy tiany , na manimba ny fifsndraisana.
25. Lejim
(
10/04/2005 23:03)
ka izay tahotra hoe handa ilay olona izay no mahatonga ny tsy fahasahiana ange e. Mihevitra izany ilay olona tia fa mbola tsy fotoanany izao, aleo miandry kelikely. Ilay olona tiana anie ka tsy mitovy amin'ny mademoiselle tout le monde e. Lasa exceptionnelle izy dia tsy mino mihitsy ianao hoe, raha tsy manaiky eo io dia ahita hafa atao solony.
26. pika
(
11/04/2005 06:18)
rehefa tena tia hono dia tsy matahotra ninoninona mitranga eo @ fiarahamonina ....fa saingy ny tahotra mety hisy dia ny ho diso fanantenana raha toa tsy mbola azony antoka ny olo-tiany
27. xxx
(
11/04/2005 07:30)
refa tia tokony tsy hisalasala fa arakaraky ny hifadraisana bebe kokoa no mapitombo ny fitiavana fa raha toa ka matahotra ny hanntona ilay olona dia lasa manosika ilay fitiavana ao aminao indray ianao :-P :-P :-P :-P
28. tnice
(
11/04/2005 07:43)
tatoo>[b]an! an! le izy izany d izao e! rhf fa itanao fa tia tokoa ianao d tokony holazainao aloha fa tsy tazaoninao any fa marary @ io ianao. D, enao koa tokony hiriska fa izay tia hono adala e! izao no efa t@ toerana fa + enao miriska + enao migain. :P
29. poupounesana
(
11/04/2005 07:51)
raha azoko tsara zany oll mbola tsy miarak@ ny tena no atahorana eto eh?
miankina @ ny fifandraisan'ilay olondroa tokoa aloha ilay izy eh! eo manko no ahitana azy hoe mifamaly v le fitiavana sa mandeha ilany! rah tsapanao kosa v hoe izy koa efa mba somary hoatran'hoe latsaka aminao d mbola hihaotra enao?
miankina @ ny fifandraisan'ilay olondroa tokoa aloha ilay izy eh! eo manko no ahitana azy hoe mifamaly v le fitiavana sa mandeha ilany! rah tsapanao kosa v hoe izy koa efa mba somary hoatran'hoe latsaka aminao d mbola hihaotra enao?
30. siso
(
11/04/2005 08:46)
marina izany raha tsy miaraka tsy ho ho afaka ny hipiseo ilay fitiavana mifamaly nefa raha matahotra ny iray dia tsy hiseo mintsy le fitiavan''le olna roa
31. domoiina
(
11/04/2005 09:21)
ka mety hoe mapitahotra be koa ny anankiray @ olona roa mpifankatia ko!! :twisted: :-D
33. siso
(
11/04/2005 16:34)
miandry no azo atao de midry azy hirisque hihihihi raha masahy fa refa tsy masahy de mirava sahala e misaraka tsy misy maratra :roll: 8) 8) 8)
35. pitchou
(
11/04/2005 18:50)
matetika hono ny olona tsy tena tiana @ ilay hoe ftiavana io no ahavitana miteny hoe tiako enao fa ilay tena tiana raha vao eo anoloanao fotsiny d efa malemy ny sainao manontolo sady mikidaobaramitakidaomità le fo! tsy resaka tahotra mihitsy hono izy io fa otraotran'ny trac ihany, émotion diso tafahoatra! fa raha fitia mifamaly ny azy 2 d tsy mila teny fa tonga d mifankahazo!
36. siso
(
11/04/2005 23:35)
mety ho izay marina angamba tsy ilay teny hoe tia koa ange notenaandrasana fa le fahavononana sy fahasahina miatrika ilay olna e refa tafaray indray dia eo no hita le fitiavana nafenina hihihii :-P :-P :-P
37. miranakely
(
12/04/2005 11:15)
izaho aloha olona faran'izay sûre amin'ny tenako, fa nahita ilay namana izay aaho dia lsa nitonatonana mihitsy e. tsy mahita sujet horesahina aminy,matahotra azy fadiranovana, nefa izy tsy hoe minana olona.nefa tia be azy koa
38. xxx
(
12/04/2005 11:40)
miranakely
maninona raha tsorina aminy naefa saianao no tonga @ le loha evitra hoe matahotra nefa tia ,raha tsapanao fa mte hiaraka amiao le olona dia aza tohanna ny tahotra ianao "asa ra efa nifankahita ianreo natsia aloha" fa le fifankahitana voalohany no midika zavatra bdb matoa tsy mahita resahina amini ianao dia efa tia izay satria tsy heritreretinao hotrany olona rehetra ny firesahanao miny
izay miriska ihnay no mahazo e tsy misy mangataka totondry sy daka fa fitiavana hihihihiihi :-P :-P :-P
maninona raha tsorina aminy naefa saianao no tonga @ le loha evitra hoe matahotra nefa tia ,raha tsapanao fa mte hiaraka amiao le olona dia aza tohanna ny tahotra ianao "asa ra efa nifankahita ianreo natsia aloha" fa le fifankahitana voalohany no midika zavatra bdb matoa tsy mahita resahina amini ianao dia efa tia izay satria tsy heritreretinao hotrany olona rehetra ny firesahanao miny
izay miriska ihnay no mahazo e tsy misy mangataka totondry sy daka fa fitiavana hihihihiihi :-P :-P :-P
39. miranakely
(
12/04/2005 13:36)
ka mifankahita matetika izahay, tsy haiko hoe mifankatia ve zahay, fa dia mifanao calin foana aloha e, fa noteneniko azy taty aoriana hoe tia azy be aho. fa sujet hafa mba intelligent tsy mahita mihitsy aho. dia leo izy dé nametra-pialana.angamba aho lazainy fa adala, dia teo aho no raisina, nalahelo be tsisy ohatra izany. inona ny lesona azo raisina? nampihomehy ahy ihany aloha ny tête-ko hoe oh ny mitonantonana sy tsy misy personnalité izany tamin'ilay tantara iray iny e. efa sitrana ny foko zao, dia aleo izy ho any, efa tsy anjara koa, manadala ny saiko fotsiny. mais cela valait la peine d'être vécue...
40. poupounesana
(
12/04/2005 17:19)
miranakely, problema efa mba hitako koa io tsy mahita resahina @ le olontiana io! ny dikan'iny d hoe mi-"intimider" anao le oll! mety hoe matahotra enao hoe so d ho "ridicule" eo anatrehany ny zvt ho teneninao! mety hoe napetrakao t@nà "piédestal" le oll (mialatsiny fa tsy voadikako teny gasy)zany hoe amiano le oll tena tsy misy toa azy eh! hany ka na enao aza matahotra ny tsy ho mendrika azy!
sa diso v aho hoy nareo?
sa diso v aho hoy nareo?