Inona ny atao hoe mampirafy?

1. jhouhlambout ( 02/04/2005 09:08)
Araky ny hevitrao:
-Rehefa mitia olona iray ao am-po ankoatra ny vady nefa tsy misy acte sexuelle?
-Sa rehefa manao passage à l'acte vao hoe tena mampirafy?
novalian'i fijo ny 22/06/2005 20:54
2. dadabe ( 02/04/2005 09:41)
sao de le size tao @wanadoo io le? nefa klou zah hamaly ihany e,tsy arako satria zah tsy mampirafy :wink:
3. kintanala ( 02/04/2005 11:49)
@ko dia ...enao no tokony maha tsapa tena eee
refa fihetsika, na eritreritra, na fihetseham po tsy manaja ny fitiavanan'ilay olona tianao dia .. efa tsy izy izay !!sa ahona?
dia izao koa... na inona na inona ataonao na eritreretinao dia , saino fotsiny hoe... raha toa ka Izy no eo @toeranao, ho tianao ve? ho tantinao ve? ho leferinao ve?...mazava ny tohiny angamba :°)
4. poupounesana ( 02/04/2005 14:40)
mampirafy veut dire mitsiriritra oll hafa ankoatran'le tianao sy miarak@nao (na d an'eritreritra fotsiny aza) saingy le tena tsy tantin'ny oll zany d le mipasser à l'acte eh (mitsiritra zany manko fomban'ny oll ary tsy misy anjely rah mbola mandia tany) fa le asa vita ihany no ifampitsarana eh!
5. pitchou ( 02/04/2005 16:45)
inona no tena tsy tantin'i jhoulh atao @jhoulh? le izy tia olon-kafa noho enao sa le izy nande na enao de ihany aza no tiany? d izay tsy tantinao @ireo no ataovy ho famaritana azy
6. ralpha ( 03/04/2005 13:30)
SALI za zaho tena nahita lay sujet dia ohatry ny liana b refa mitia ankoatra ahy izany dia mampirafy na dia tsy misy acte sexuel aza
7. poupounesana ( 03/04/2005 16:17)
misy oll ane ry reto ka refa mampirafy tsy voatery hoe tiany le oll hiarahany na koa hananany fantasme eh! fa mety hoe mahafinaritra azy fotsiny! samihafa b @ le tia @ mahafitiavana azy zany mantsy! ny lelà manko milaza ny tenany ho tokampo nefa tsy manakana azy veli2 zany hampirafy! tsy haiko na azonareo ny tiako ambara
8. nyhaja ( 03/04/2005 17:01)
tsotra ny ahy ry ranamana, rehefa midila @ norme de mampirafy izay amiko, satria za zao koa mba tsatsa e! ny mi passer acte sexu de midika avy hatrany ny fisarahana koa raha izay no nisy teo aminao , ny teniko dia mahaiza mionona, mitadiava hafa indray e!
9. mandrindra ( 04/04/2005 09:04)
Ny mampirafy anie tsy voatery hoe amin'ny olona ihany. Misy ohtra be asa koa saika any ampiasana no andrompiainany manontolo. Ny fampirafesana amiko dia izay mety hanimba tokatrano amin'ny endriny maro samihafa. Ny fiarahana aman'olona dia tsy voatery ho fampirafesana rehefa tsy manozongozona ny ao antrano.
10. haingo23 ( 04/04/2005 13:43)
Ny mampiorafy dia efa "manana zavatra" iray dia mbola mitady hafa koa. Tsy ho voatery hoe fitiavana ihany io fa na ilay ataon'ny olona hoe "busness" dia efa mampirafy @ asa. Izany hoe tsy fahaizana mionona @ zavatra ananana. Ny fampirafesana anefa tsy voatery ho ratsy fa miankina @ zavatra ampirafesina sy ny vokany.
11. pitchou ( 04/04/2005 19:29)
haingo> ohatra zany hoe efa manana jupe aho d mbola te-hanana pataloha ve? :D
12. iartistika ( 04/04/2005 19:36)
ie! mampirafy andrapataloha !
13. poupounesana ( 05/04/2005 05:45)
:-D
14. naritsimba ( 05/04/2005 06:40)
Tsy manankolazaina fa dia samia mandinika ny tsirairay eh! mety amiko tsy mety @ hafa, ary ny mety aminao tsy mety amiko.
Anontanio ny olona any @ tany Arabo raha ny ara-pitiavana no tianareo ho tenenina dia ho hitanareo hoe mety aminy tsy mety amintsika ary ny mety amintsika tsy mety @ drizareo.
Misaotra
15. xxx ( 05/04/2005 06:44)
ny atao hoe mampirafy de olona ankiroa miaraka nefa efa samy manambady fa samy tsy mahazo izay ilainy any @ vadiny avy misy tsy fahampiana eo @ tsirairay zany .olona mampirafy koa de te hanana olona maro fostiny ary ataony manao izay sitrapony fotsiny. : :* :* :-*
16. haingo23 ( 05/04/2005 09:33)
Famaritana anie no anontaniana eto fa tsy zavatra hafa e! ka mba omeo definition tsara ary izahay.
Sao dia tonga @ ilay bandy nisaraka tamin'ny sipany fa ampirafesin'ilay sipany @ izany Jesoa izany hono izy. Ah!Ah!Ah!
17. pitchou ( 05/04/2005 18:03)
hihihi! koa aiza ko! rendez-vous tsy afaka mandefitra lava izao!
18. fijo ( 05/04/2005 22:05)
poupou ny fitiavana dia izay alehan'ny fo.noho izany raha tena any amin'ny olona iray ny fonao,dia tsy mampirafy velively ianao,na mitsiriritra na manao zavatra hafa amin'olonkafa.satria ilay tena fitiavanao efa ary ankafa.
ary raha sanatria ka fahotana aza izany.mivavaha fotsiny fa hovoavela ny helokao.
19. pitchou ( 06/04/2005 12:06)
hum! tena hahavita hivavaka izany fijo raha ilay olon-tiany no lasa an!
20. mandrindra ( 06/04/2005 14:58)
Famaritana : rafy = fahavalo.
Mampirafy = mampifahavalo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1735