Inona ny atao hoe mampirafy?

41. poupounesana ( 15/04/2005 07:24)
ary ndry akia mahay ry pitchou han! (za koa zao tsy nampiasa han!)
42. pitchou ( 17/04/2005 16:48)
sao ananan-tsiny ko! :-D :-D
43. fijo ( 18/04/2005 22:44)
efa nilamina ilay "f" ka.hafaka mampiasa azy nareo.na eo amin'ilay lena izany na eo amin'ilay iraisana.
44. dadabe ( 19/04/2005 15:09)
fijo>=D>
45. sonwin ( 19/04/2005 16:12)
:lol:
46. pitchou ( 19/04/2005 18:35)
inona kay izany lena izany? le iraisana aloha gamba mety ny size valivaliana eto @ forum e!
47. poupounesana ( 20/04/2005 14:58)
le itiavana no ato zao kah!
48. sonwin ( 21/04/2005 14:52)
le itiavana kay ve no ato zao eh!
49. mandrindra ( 21/04/2005 16:06)
na ilay itiavana na ilay iraisana dia adinonareo daholo anie ilay litera f, dia ny tokony ho izy izany fitiavana firaisana
50. fijo ( 21/04/2005 21:44)
mandrindra ary eo amin'ilay lena.
51. poupounesana ( 28/04/2005 17:02)
:?:
52. mandrindra ( 29/04/2005 14:10)
dia ampio f ry fijo a, dia manome hoe "f"ilay lena
53. dadabe ( 02/05/2005 15:34)
r'ikaky sy neny ooo,rey razako oo,masina maria virijiny oo,loza amin'atambo fa mitady hiteny ratsy ireto ankizy

Tompo oo mamelah ny helony fa tsy fantany izay ataony AMEN :wink:
54. poupounesana ( 03/05/2005 06:18)
mandrindra an! efa entin'i dadabe ambavaka mitsy enao! efa gravy ny dikan'izany
55. mandrindra ( 06/05/2005 10:59)
fa aiza no tsy mety?
io anie izay mamaky no mandika ny heviny e :D teny madio daholo ireo fa sao dia i dadabe no mieritreritra zavatra hafa.
56. poupounesana ( 10/05/2005 14:10)
zany hono dadabe ah!
57. fijo ( 10/05/2005 22:03)
marina izany ka.vakio fotsiny fa aza hasiana dika vilana
58. Tnet ( 22/06/2005 07:16)
Ary dadabe mahay zvt a!
59. fijo ( 22/06/2005 20:54)
ie mahay aby isika eto ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2063