Inona ny atao hoe mampirafy?
21. poupounesana
(
06/04/2005 16:31)
f'hita wa ry pitchou!
fijo, rah ten tianao le iray d maninn az no tsy nisarahana ilay iray fa mbola hiarahana daolo izy roa?
sdy raha nekenao teo @ alitara aloha indrindra2 d efa iny no nosafidian'ny fonao eo anatrehan'Atra ka aza manantena famelankeloka e! (tsy famaritana tsony io fa droit de réponsan'i fijo!
fijo, rah ten tianao le iray d maninn az no tsy nisarahana ilay iray fa mbola hiarahana daolo izy roa?
sdy raha nekenao teo @ alitara aloha indrindra2 d efa iny no nosafidian'ny fonao eo anatrehan'Atra ka aza manantena famelankeloka e! (tsy famaritana tsony io fa droit de réponsan'i fijo!
22. pitchou
(
06/04/2005 18:06)
poupoun> mba avelao kosa alou akia izy hivavaka hangataka famelana fa aza ampitahorina an!
fijo: ndao enao mivavaka amin'Andriamanitra fa nanota izany!
fijo: ndao enao mivavaka amin'Andriamanitra fa nanota izany!
23. fijo
(
06/04/2005 22:37)
pitchou tsy izay manao azy anie no mivavaka fa izay niharany e.mivavaka hoazy dia mamela ny helony.
mandrindra.
mampirafy =mampifahavalo.
tsy mety io satria firaisana anie no atao e.mampiray ianao fa tsy mampifahavalo.sa raha miray dia mifahavalo?
mandrindra.
mampirafy =mampifahavalo.
tsy mety io satria firaisana anie no atao e.mampiray ianao fa tsy mampifahavalo.sa raha miray dia mifahavalo?
24. mandrindra
(
07/04/2005 07:57)
fijo mampiray hoy ianao, nefa ampiana "f" fotsiny io dia lasa mampira"f"y. Ny tena olana izany dia ilay "f", sady mampiombona ny sasany nefa mampifahavalo ny hafa.
25. iartistika
(
07/04/2005 08:34)
mandrindra> ka le f...mihitsy no mahatonga an'lé fampirafesana ko!!!
26. jhouhlambout
(
07/04/2005 15:12)
pitchou:
inona no tena tsy tantin'i jhoulh atao @jhoulh? le izy tia olon-kafa noho enao sa le izy nande na enao de ihany aza no tiany? d izay tsy tantinao @ireo no ataovy ho famaritana azy
lé izy roa
27. pitchou
(
07/04/2005 19:17)
d samy mampirafy daholo izany ireo ho anao! d ny aza voany no hany fanafodiny!
28. fijo
(
07/04/2005 21:46)
ary tena le "f" marina no olana kle.ndao rangahy lemana io "f" io an.io mantsy tia tsofotsofoka koa ka
29. mandrindra
(
08/04/2005 09:34)
ao anatin'ny tsofotsofoka lazain'i fijo dia misy "f" roa, dia eo indrindra ilay olana. Tonga dia mandoy le "f" ary e.
32. poupounesana
(
08/04/2005 17:00)
d nanahoana ihany le "f" ry zareo ah? efa tsy atahorana intsony v?
33. pitchou
(
08/04/2005 18:21)
ary raha mitohy izao d tsy hisy litera intsony ny alifabeta @fijo !tary ambadika tary problemana v, izao problemana f
34. poupounesana
(
11/04/2005 08:21)
i fijo ane tsy hita hiaro tena e! sa tsy mahita ambara d miafina?
36. pitchou
(
11/04/2005 18:52)
poupoun> mbola lasa nikaly izy ngamba nandritra ny weekend iny ko! lasa nihinana saka.o
38. pitchou
(
12/04/2005 18:15)
sure aloha aho .a tsy nanao rezima iny e! asa inona indray ny saka.on'iny tany no tamana be tsy miverina eto! :-D
40. pitchou
(
14/04/2005 18:28)
:-D :-D :-D alao aloha aky izy haka aina tsara, d handrezatra tsy maninona a! (efa tsy nampiasa le litera malaza aho an!)