Rencontre inattendue.

1. Nananie ( 18/03/2005 16:26)
Iza ianareo no efa nifanena tamin'ny sipany taloha? dia inona no nataonareo?
novalian'i fijo ny 11/05/2005 21:08
2. kally ( 18/03/2005 17:23)
Nifampiarahaba dia samy nanohy ny lalany koa inona moa?Rehefa vita dia vita,ohatry ny olon-drehetra mifanena eny @ arabe,mifampiarahaba dia samy lasa tsy mierikerika intsony.
3. iartistika ( 18/03/2005 17:38)
Mifanabe maso fotsiny sisa ko!zé vita de vitamine.. :roll:
4. pitchou ( 18/03/2005 19:02)
miresaka ka! mifanontany vaovao, falifaly am-po!
5. iartistika ( 18/03/2005 19:21)
fa njainjay mbôla misy zay tavela ao am-po (l) (l) :* :*
6. gasymanina ( 19/03/2005 22:07)
Izaho nifanena t@ ny sipako taloha t@ ny nanao vacances tany Dago t@ 2004. Noho ny fahalavirana moa no nisarahanay :izaho lasa taty Frantsa,izy nijanona tany Dago. Samy faly izahay no nifankahita ary dia nifampanontany ny isan'ny ankizy (cf.hira Ratsimbazafy :wink: ). Vetivety ihany ny resaka fa na dia efa taona maro aza no nisarahana, dia mbolamaha-saro-piaro ny vadiny aho (na efa manambady sy mana-janaka aza ny tenako :wink: ) Il est vrai qu'un premier amour ne s'oublie pas !!!!
7. poupounesana ( 20/03/2005 07:21)
mifampijery d mifampiarahaba d samy manjohy ny diany!
8. pitchou ( 21/03/2005 08:39)
ka tsisy ratsy nifanaovana ko moa d inona no tsy ifampiresahana e! sady mba mahatsiaro ny andro nahafinaritra fahiny! :lol:
9. Nananie ( 21/03/2005 11:44)
Mba tsy tonga dia nitsaoka aza kou! :-D
10. pitchou ( 21/03/2005 18:09)
ka raha nieritreritra ny hitsaoka ry Nananie nefa nifamatotra le tongotra d nianjera tsy vao maika loza? :-D
11. sonwin ( 21/03/2005 18:23)
Ary ny sipa no tena liana amin'ity resa-dehilahy ity klé
12. pitchou ( 22/03/2005 18:05)
sahala aminareo liana any @ resa-behivavy!
13. haingo23 ( 23/03/2005 12:09)
Miankina @ fotoana izany.
- Raha mbola vao haingana no nisarahana ary indrindra fifamaliana dia sarotra ny mifampiresaka eny fa na dia mifampiarahaba aza.
- Fa rehefa elaela (afaka ilay fahasorenana) dia afaka mifampiresaka tsara ary azo tohizana indray aza ny fiarahana na dia efa samy manambady. Inona ny olana !!!
14. yonikafopl ( 23/03/2005 14:09)
za kalou mbola tsy nifanena tamin-dry zalahy ka tsy haiko izay hiseho e!! :-@
15. pitchou ( 23/03/2005 19:26)
yoni> fa lasa aiza akia rizalahy?
16. Ramaso ( 24/03/2005 06:33)
yonikafopl:

za kalou mbola tsy nifanena tamin-dry zalahy ka tsy haiko izay hiseho e!! :-@

fa ny lalantsikaaaaa de mbola hifanenaaaa!

17. yonikafopl ( 24/03/2005 18:01)
pitchou za aky no lasa aty de tsy hitako a!!
ramaso hummm so de mba ramaso azany ilay iray????
18. pitchou ( 24/03/2005 18:59)
yoni> tsy nisy nanarakaraka tany ngah akia rizalahy?
ramaso> sô d mbô enao marina?
19. Nananie ( 25/03/2005 10:13)
Tonga de rencontre inattendue marina! hihihi!Sa aôna Ramaso?
20. yonikafopl ( 26/03/2005 14:31)
pitchou hihhihihih za zao no manontany ny misy an ilay volou iny fa misy ilako azy hihihihih,
Nananie hihihihhihi
ramaso :wink: :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5182