Rencontre inattendue.
1. Nananie
(
18/03/2005 16:26)
Iza ianareo no efa nifanena tamin'ny sipany taloha? dia inona no nataonareo?
répondu par fijo le 11/05/2005 21:08
2. kally
(
18/03/2005 17:23)
Nifampiarahaba dia samy nanohy ny lalany koa inona moa?Rehefa vita dia vita,ohatry ny olon-drehetra mifanena eny @ arabe,mifampiarahaba dia samy lasa tsy mierikerika intsony.
6. gasymanina
(
19/03/2005 22:07)
Izaho nifanena t@ ny sipako taloha t@ ny nanao vacances tany Dago t@ 2004. Noho ny fahalavirana moa no nisarahanay :izaho lasa taty Frantsa,izy nijanona tany Dago. Samy faly izahay no nifankahita ary dia nifampanontany ny isan'ny ankizy (cf.hira Ratsimbazafy :wink: ). Vetivety ihany ny resaka fa na dia efa taona maro aza no nisarahana, dia mbolamaha-saro-piaro ny vadiny aho (na efa manambady sy mana-janaka aza ny tenako :wink: ) Il est vrai qu'un premier amour ne s'oublie pas !!!!
8. pitchou
(
21/03/2005 08:39)
ka tsisy ratsy nifanaovana ko moa d inona no tsy ifampiresahana e! sady mba mahatsiaro ny andro nahafinaritra fahiny! :lol:
10. pitchou
(
21/03/2005 18:09)
ka raha nieritreritra ny hitsaoka ry Nananie nefa nifamatotra le tongotra d nianjera tsy vao maika loza? :-D
13. haingo23
(
23/03/2005 12:09)
Miankina @ fotoana izany.
- Raha mbola vao haingana no nisarahana ary indrindra fifamaliana dia sarotra ny mifampiresaka eny fa na dia mifampiarahaba aza.
- Fa rehefa elaela (afaka ilay fahasorenana) dia afaka mifampiresaka tsara ary azo tohizana indray aza ny fiarahana na dia efa samy manambady. Inona ny olana !!!

14. yonikafopl
(
23/03/2005 14:09)
za kalou mbola tsy nifanena tamin-dry zalahy ka tsy haiko izay hiseho e!! :-@
16. Ramaso
(
24/03/2005 06:33)
yonikafopl:
za kalou mbola tsy nifanena tamin-dry zalahy ka tsy haiko izay hiseho e!! :-@
fa ny lalantsikaaaaa de mbola hifanenaaaa!
17. yonikafopl
(
24/03/2005 18:01)
pitchou za aky no lasa aty de tsy hitako a!!
ramaso hummm so de mba ramaso azany ilay iray????
ramaso hummm so de mba ramaso azany ilay iray????
18. pitchou
(
24/03/2005 18:59)
yoni> tsy nisy nanarakaraka tany ngah akia rizalahy?
ramaso> sô d mbô enao marina?
ramaso> sô d mbô enao marina?
20. yonikafopl
(
26/03/2005 14:31)
pitchou hihhihihih za zao no manontany ny misy an ilay volou iny fa misy ilako azy hihihihih,
Nananie hihihihhihi
ramaso :wink: :)
Nananie hihihihhihi
ramaso :wink: :)