Rencontre inattendue.

21. iartistika ( 27/03/2005 12:56)
yonika> mbola manina ah! halazako amin'i...... :-D :-D
22. pitchou ( 27/03/2005 17:40)
yoni> aleo akia anaovana antso avo a! d tsy ho reny ve @farany?
23. yonikafopl ( 27/03/2005 22:09)
iartistika fa maninn no halaza?? za ange tsy nanadino azy mihintsy satria tsy nisy ratsy nifanaovanay e! izy tsy nanao ratsy ana mihintsy fa zany we misy ilako azy fotsiny fa tsy midika akory zany we mbola tiako izy.
pitchou hihihhihi efa nampitadiavako olona ka :-P
24. pitchou ( 28/03/2005 08:14)
ko raha mbola tiana kou anefa inn no problema e?
yoni> d ahoana? hitanjy ihany? sa tsy mbola hita?
25. poupounesana ( 28/03/2005 10:41)
atonjy wanted zany izy v ry yoni! mba asio description alou so d mba hitanay d alefanay ampitanay any mesazy! :wink:
26. iartistika ( 28/03/2005 17:23)
poupou> aza atao hoe:sô mba hitanay,fa ataovy hoe sô de efa lasanay :-D
27. yonikafopl ( 28/03/2005 21:55)
iartistika hihihihih tsy poupoun kosa kaloui ny vadiny fa hafa e!!! efa fantako ka hihihihihih
poupoun hihihihihi tsty wanted kousa ka
pitchou hihihihhhi izy tsy mety miresaka amiko mihintsy fa tsy haiko we maninn, fa efa nantsoiko hihihihi
28. xxx ( 29/03/2005 13:27)
F'in moa ty tena mataptapatapatsinay anao ôtr'zao ry yonikafopl? za alou ôtran"ny mbola tsy natsiaro nifanena t@sipako zany talou e!!
29. poupounesana ( 29/03/2005 14:11)
d manin aza i xxx no tsy sahy miseho masoandro eh! mataotsa ny hifanena @ ex angah!ary enao zany nano ratsyb han!
yoni, aza mataotra ko anjy fa zà tsy d mpangalatsa!
iartistika, zà ange mboal tsy b expériensa b otsanao eh!
30. iartistika ( 29/03/2005 17:31)
poupou> tsy mila traikefa anie zany fa mandeha ho azy eh!
31. yonikafopl ( 29/03/2005 22:08)
poupoun hiihihi tsy mangalatsa kou ange njy raha misy zany satria efa tsy ana tsony lery e!! efa dilan'ny ela sy ny ela
xxx nga tsy mahazo mimeme kay??
32. fijo ( 30/03/2005 20:44)
arakarany io ka.misy tsy mifampiarahaba akory ,misy anefa dia tonga any an tranony mihintsy no hiafaran'ny fihaonna.ao indray hita izay mety e
33. xxx ( 31/03/2005 11:00)
yonikafopl:

xxx nga tsy mahazo mimeme kay??


Maazo mimeme k. F'elà lé tapatapatsinay b d ôtran'ny azoko antsaina zany lé pôzy mimeme d lasa mitsikanikany rery ato kounkou a.
Za ts mataots ny ifanena @ex zany f'ts d ti misehoseho fotsn a e!


34. poupounesana ( 02/04/2005 07:22)
xxx> matahotsa eh! efa virtuel b hono ny fifaneraserana eto d mbola xxx ihany nenarany!

iartistix:ka ny tiko lazainy @le we tsy b traikefa d we tsy possibla lasako nen'i yoni satria zà tsy be traikefa eh! azon'twa @zay v?
35. xxx ( 02/04/2005 08:22)
efa hoe ts d ti misehoseho fotsn hoa :@
36. poupounesana ( 02/04/2005 15:03)
ka ny mpanao ratsy ihany wa no tsy tia miseho masoandro! zay zany lazainao fa tia sehoseho! enao han :-w
37. iartistika ( 03/04/2005 14:10)
poupou> aleo izy hiafina any fa njy koa...
38. poupounesana ( 03/04/2005 17:19)
iartisitka> eny ary koa! :wink:
39. princesse ( 20/04/2005 14:27)
zà lou éfa nifanena t@ zalà mbola nafinaritra anà dé niverenako kely é(histoir d voir wé tsy niova v n perfomance lé nitiavako anazy) :-D
40. booboo ( 20/04/2005 14:35)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1113