fitiavana sy ny finday (portable)

1. jabah ( 22/02/2005 12:01)
O ry reto an!
Ianareo ve mahatsapa fa tena mora tokoa ny fiainam-pitiavana rehefa misy tel portable?
TRANGA 1:
Hoy le namako zay hoe: "tena mitombo be ry reto ny fijangajangana hatrizay nisian'ity fitaovam-pifandraisana ity.!!!"
Ary misy mahamarina azy zay satria misy bandy na sipa de mifampiandry sms na antso fotsiny no ilainy ny portable fa tsy de miasa eo @ andraikitra sahaniny..
Ny tiako tenenina ry reto indrindra ny sipa:de zao aza omena olona hikaoty anao fotsiny ny n# nao fa lasa fitaovana hanimba anao iny fa tsy hanampy anao @ fiainana.Sa ahoana hoy ianareo.
"firy kay ny n# nao?"
Ataonao inona ny n# ko?
Mba tiako hofantarina fotsiny ka?
Ity ary e!
De rehefa miantso ahy de @ 19h-20h 30 ihany an!
odry rakitra e!
Afaka manao fotoana eo @ hotel....ve isika
OOOOOOOOOOOOOOOO!!!!!
RAVA E!
novalian'i bibioul ny 16/06/2005 07:32
2. tsotrabe ( 22/02/2005 13:54)
Marina izany ry Zama. Ary ianao manoratra etsy ambony ve aloha tratran'izany sa ahoana eh! Tsory raha tratra fa tsy misy bedy eto. Mahaiza migerer ny efa kely hanana aza eh!Misy te hanisy sira ve oh! :-*
3. cutie ( 22/02/2005 13:57)
za tsy manana portable :lol:
4. kintanala ( 22/02/2005 16:18)
inoako fa tsy ilay fanana na fampiasana portable kosa no mahatonga ny fijangajangana mirimpatra!!!! miankina @zay fitondra tenanao ihan io!...rehefa mitoetra enao dia zay! :wink: sa ahon`?
5. cutie ( 22/02/2005 16:23)
marina mihitsy zany kintanala :wink:
6. iartistika ( 22/02/2005 18:59)
Hendry mihitsy oha io kintana io!
7. kintanala ( 22/02/2005 19:36)
:-P
8. fijo ( 22/02/2005 22:49)
izahay tsy manana izany hendry kle
9. ikaretsaka ( 23/02/2005 01:21)
tena le portable misy camera alaina raha izany dia anontanana foana ny vadinreo heo aiza de asaina asiana sary manaporofo le
10. tsotrabe ( 23/02/2005 07:44)
Antsooooo!!!!Henjana be zany ry Karetsaka an!Tratra daholo ny maditra rehetra :-D :-D
11. ikaretsaka ( 23/02/2005 08:38)
@ zay honety tsara ka
12. booboo ( 23/02/2005 10:18)
jabah> :-D :-D :-D
13. jabah ( 23/02/2005 11:20)
o ry reto a!
Ny tena tiako hamafisina sady tsindrina de zao:"misy milaza aza fa tsy manana portable,ka maninona raha tsy miditra siberkafe intsony de angonina ny vola hividianana finday!!!!!!!!!!!!!!!
Isika milaza fa mahatoky(fidela)be kanefa tsy mitsahamitombo raha tsy hilaza za hoe:"FIRY ISAN'ANDRO NY MPANALA ZAZA "eto @ hopitaly isan-karazany eto Dago??????
Firy ny sipa eny na bandy mitomany isan'andro fa voafitaka??????FIRY

Hozizy Turbo F hoe:be no milaza fa simba saina iSamoela(mpihira),ka tokony hotsaboina,FIRY NY horonam-peo lafony sy kapila manjelatra t@ 1990.

Maro @ntsika no faly misalotra hoe:"KRISTIANA"
firy ny zaza tsy ampy taona voaholana ao, anatin'ny 1 volana????Eny misy hatramin'ny dadatoany aza manolana azy.Mapalahelo o!!!!

NY TIAKO TSINDRIANA DE ZAO:ISIKA GASY FALY NY HANADIO TENA HOE:TSY MANAO TSY MANAO,KANEFA KOBAY AN-KELIKA IHANY.
Ny hitako sy namaly ny tora-po de 1 fotsiny no mba nahatsapa fa sisak'izay tsy manana finday...
Ny heritreritrao ry zama a!!!!!!!!!!
14. poupounesana ( 23/02/2005 13:09)
ah masika mihitys le jabah ty! fa misy fahamarinany ihany aloha le voalazanao eh! saingy...
saingy raha amiko manokana alou d tsy fitaovana entiko mijangajanga ny finday-ko fa entiko hanamafisana ny fifandraisana @ ny olontiako! d zao koa, io finday io koa anie zvt personnel hoatran\'ny akanjo io eh!ny anay alou d zany! le confiance ihany no zavadehibe! ny adalan\'zay te hanao adalana any ho any! de + harary fo ftsiny eo rah mahita zvt ao zay tsy tokony hahataitra en fin de compte(hoatran\'le nazavainao tery ambony)! fitadiavana aretinandoha io misava findayn-ny olontiana io zany

oh ry jabah, manan vision des choses plutôt simpliste ihany anie enao eh : tsy voatery oll tsy fidèle no manala zaza (fa na d oll efa manambady firy taona aza misy manala ihany koa satria tsy vitany ohatra na tsy haiko (tsy midika vely2 zany hoe manohana ny ivg aho sanatria han)

raha resaka fitaka? eny tokoa betsaka ny voafitaka? tsy firy no tokony hanontanianao fa hoe fa nahoana ireo no nisy namitaka? d mba mitady zay solution eh!ngha mitondra mankaiza ny hahafantatra ny isany moa

raha resaka kristiana : atomboy aminao az le tena maneho fa tena kristianina eh? sa enao tsy izy? kristiana zany amiko oll positif fa tsy manamainty ny zavatra hitany! tsy mba misentir optimisme aminao mihitys aho eh!za tsy miteny hoe utopie han! fa optimisme : fantatra fa misy tsy mety eto @ tanintsika, tsy midika zany hoe mody atao hoe tsy hita fa tsy manakivy tena tsy manakivy ny hafa d mitady vahaolana na farafaharatsiny manao zay azonao atao eh!
d aza ambaniana hoatran\'zany moa le malagasy fa tsy izy rehetra anie no manamarintena eh!
(l) :-*
15. dadabe ( 23/02/2005 13:15)
poupounesana>ekena tanteraka fa ampiako kely,tsy nanambany malagasy izy fa nilaza ny zavatra hitany sy tsapany,de indry kou afaka manome ohatra ny zavatra tsapandry hanohanandry ny hevitry indry :) de ampy e :cry:
16. poupounesana ( 23/02/2005 13:36)
ah masika mihitys le jabah ty! fa misy fahamarinany ihany aloha le voalazanao eh! saingy...
saingy raha amiko manokana alou d tsy fitaovana entiko mijangajanga ny finday-ko fa entiko hanamafisana ny fifandraisana @ ny olontiako! d zao koa, io finday io koa anie zvt personnel hoatran\'ny akanjo io eh!ny anay alou d zany! le confiance ihany no zavadehibe! ny adalan\'zay te hanao adalana any ho any! de + harary fo ftsiny eo rah mahita zvt ao zay tsy tokony hahataitra en fin de compte(hoatran\'le nazavainao tery ambony)! fitadiavana aretinandoha io misava findayn-ny olontiana io zany

oh ry jabah, manan vision des choses plutôt simpliste ihany anie enao eh : tsy voatery oll tsy fidèle no manala zaza (fa na d oll efa manambady firy taona aza misy manala ihany koa satria tsy vitany ohatra na tsy haiko (tsy midika vely2 zany hoe manohana ny ivg aho sanatria han)

raha resaka fitaka? eny tokoa betsaka ny voafitaka? tsy firy no tokony hanontanianao fa hoe fa nahoana ireo no nisy namitaka? d mba mitady zay solution eh!ngha mitondra mankaiza ny hahafantatra ny isany moa

raha resaka kristiana : atomboy aminao az le tena maneho fa tena kristianina eh? sa enao tsy izy? kristiana zany amiko oll positif fa tsy manamainty ny zavatra hitany! tsy mba misentir optimisme aminao mihitys aho eh!za tsy miteny hoe utopie han! fa optimisme : fantatra fa misy tsy mety eto @ tanintsika, tsy midika zany hoe mody atao hoe tsy hita fa tsy manakivy tena tsy manakivy ny hafa d mitady vahaolana na farafaharatsiny manao zay azonao atao eh!
d aza ambaniana hoatran\'zany moa le malagasy fa tsy izy rehetra anie no manamarintena eh!
(l) :-*
17. poupounesana ( 23/02/2005 14:10)
dslée fa niverina indroa le haftra lavabe fa tsy fanahy iniana!
dadabe, ny ahy ny hitako d isika zany manenjika b ny fomba fiainandry zareo any ivelany any eh! misy mahatsara an'zay ary misy anefa ny mahratsy azy : eo alou ny rendrarendra : moto, tuning, findray 3è génération, etsetra2... ireny moa maninn raha hoatra ka mety ny atao ary indrindra ihany koa tsy mifarana @ ditra....
fa tena tsy mitovy @ ny fiainana taloha ny fomba fiainana ankehitsiny eh! en yeh !mety holazainareo aho hoe zanakantitra (nefa zà koa anie mba mialavoly toy ny tanora ankehitriny) fa manadihady ny tsy mety eto @ firenena eh : ny ankizy an, tsy miarak milalao manao kasikasikapoka ntsony fa mihidy ao antrano eo ambodi playsta na ordi na télé! d inn no hitany ao, ady2 (playsta) fomba fiakanjo, fomba fitondrana fiara (reny manko misy zesta particulier ndray2 :-D fomba fikotiana sipa na bandy, eny fa hatr@ fomba fisolokiana oll aza(télé ndray io) tsy midika zany hoe ratsy daolo zay avoak'ny fahitalavitra han fa le izy toa lasa modely hoan'ny tanora malagasy! misy mety @tsika le izy fa misy tsy mety zay no tiako atongavana eh!
ny nolazaina anay d taloha hono tsy mba mahazo manao2 sipa zany : nahomby zany satria vitsy ny fanalana zaza t@ zany ary tena henatra mihitys zany bevohoka tsy manambady zany t@ zany!t@ zany koa mbola lamaody znay hoe virja tonga eo @ fanambadiana zany!
ahoana ny fahitan'ny dadabe an'ireo? :wink:
18. ikaretsaka ( 23/02/2005 14:45)
marina mihitsy io lazain'i jabah io hoe ny gasy mahay miatsara velatsihy hoe aaaandraaay ry poupou sy ny sisa.. nefa le zavatra mody anaovana aaaandray atao ihany!
mba honety @ zay hoa!
19. poupounesana ( 23/02/2005 15:50)
atomboy @nao ary hoà eh
20. fijo ( 23/02/2005 22:25)
ok poupou.kay ndry tena hummmm ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0986