fitiavana sy ny finday (portable)
63. SOBIKA
(
02/04/2005 08:09)
HIHIHII tapaka ny tsinaiko
zay ndray za vô tafandalo tato !!
tsy nharaka vaovao ve? mm aza mihinanan sady aza manaonao foana ka!!!
tsy tory teny zany io fa zavatra fahita matetika de ny tena mahalasa siana ahy de zao le zazabodo nge ry zareo no voa @ le izy eh! mihevitra izy ireny fa de we nahazaka olona manome finday nefa ny fahatanorany no mihasimba! jereo eny andalana fa na de mbola mpianatry ny CEG SY LYcée zao presque manana avokoa hanaovana inona hoy ianao manaiky aho fa tsy voatery we le hakana rdv dholo fa fotsiny we hakana goutter any @ Drazoky ndray zany eh!
ilaina mintsy ny finday fa le izy niova any @ le fonction tsy dia tsara no mahavariana !
ary mba efa nahatsikaritra ve nareo fa misy sasantsasany indray raha manana sipa 2 de manana portrabla 2 samy manana ny numerony?

64. dadabe
(
02/04/2005 10:12)
ka portable tsy vidina fa fanomezana koussa io razouky e,oay le ,alaina klou fa adala tompo,
poupou>tsy hanao an'ilay fanao ve ???????????? kay le tsy ho raharaha izany ?lou eo io fa ataovy
poupou>tsy hanao an'ilay fanao ve ???????????? kay le tsy ho raharaha izany ?lou eo io fa ataovy
65. poupounesana
(
02/04/2005 14:54)
sobika, tsy poste 2 no tena b mpanao fa puce roa d le tena puce tena mandeha foana tsy fantatry ny vadikely ary tsy mipetaka mitsy le puce faharoa rah tsy iantsoana azy(le vadikely io)!na refa miaraka @ny! @zay tsy voelingelina na miarak@ iza na miarak@ iza!
dadabe, lou @ahoana? ny inn? azavao kely fa maizina b
dadabe, lou @ahoana? ny inn? azavao kely fa maizina b
66. dadabe
(
03/04/2005 07:25)
poupou>maharaka mihitsy anie indry izany e,raha maizina de asiana jiro labozia hihi :wink:
67. poupounesana
(
03/04/2005 16:25)
io ndray dadabe! adinony sahady ny fanontaniako d tsy novaliny! entina any @ndradoko ihany enao ny farany han
68. fijo
(
05/04/2005 22:10)
mamoaka ny talentany ary tompoko i poupou an.izay izany no fampiasa azy io e
69. poupounesana
(
06/04/2005 16:37)
mitantara fotsiny aho re ny fomban'ny oll sasany eh! zà az tsy manana an'zany atao hoe finday zany akory
70. fijo
(
06/04/2005 22:38)
dia izay indray ary fa dia alefany ny fangataha ankolaka ilay fitaovana an.mahery izy e.
71. domoiina
(
07/04/2005 15:33)
dadabe:
poupou>ary indry tia mamerina in-dr2 foana a,hhmm ny andry zany 2 tours fona raha azoko tsara hihihih,
hoy i poupou
Mpandefa : poupounesana [ Valio ] 23-02-2005 17:10:23
Lohateny : Re : fitiavana sy ny finday (portable)
dslée fa niverina indroa le haftra lavabe fa tsy fanahy iniana!
dadabe, ny ahy ny hitako d isika zany manenjika b ny fomba fiainandry zareo any ivelany any eh! misy mahatsara an'zay ary misy anefa ny mahratsy azy : eo alou ny rendrarendra : moto, tuning, findray 3è génération, etsetra2... ireny moa maninn raha hoatra ka mety ny atao ary indrindra ihany koa tsy mifarana @ ditra....
marina io satria indry koa anie mila mivoatra mba manaraka ny fivoaran'ny toetrandro e,fa tsy hoe ,maka kitay sy misorona afo foana,fa mba miezaka ny mampiasa saribao ,na fatana gazy ....
hoy i watafon
Mpandefa : watafon [ Valio ] 03-03-2005 11:27:59
Lohateny : Re : fitiavana sy ny finday (portable)
ihinana inn ry dadabe ?
valiny :hihinana ny hamamin'ny fiainana hehehehehehehe :lol:
Oadray taitra aho everiko hoe hihinana ny amanin'ny fiainana, :-D hay ve hoa hamamin'ny fiainana
73. poupounesana
(
11/04/2005 09:15)
fijo, az matahotra fa refa angataka aminao na fitaovana io na zavatr hafa d tonga d tsoriko aminao zany fatsy ataoko ankolaka kah! @zay tsy diso ny zavatra ho azoko aveo! :wink: