fitiavana sy ny finday (portable)

41. poupounesana ( 05/03/2005 05:34)
nananie : ieeeeh
watafon : ie koa!!!
ny tena tsara ry reto le misy visiophone ah! @zay tsy afaka mandainga refa anontaniana hoe aiza!d miarak@ iza
42. dadabe ( 05/03/2005 09:16)
poupou>ary indry tia mamerina in-dr2 foana a,hhmm ny andry zany 2 tours fona raha azoko tsara hihihih,
hoy i poupou
Mpandefa : poupounesana [ Valio ] 23-02-2005 17:10:23
Lohateny : Re : fitiavana sy ny finday (portable)
dslée fa niverina indroa le haftra lavabe fa tsy fanahy iniana!
dadabe, ny ahy ny hitako d isika zany manenjika b ny fomba fiainandry zareo any ivelany any eh! misy mahatsara an'zay ary misy anefa ny mahratsy azy : eo alou ny rendrarendra : moto, tuning, findray 3è génération, etsetra2... ireny moa maninn raha hoatra ka mety ny atao ary indrindra ihany koa tsy mifarana @ ditra....

marina io satria indry koa anie mila mivoatra mba manaraka ny fivoaran'ny toetrandro e,fa tsy hoe ,maka kitay sy misorona afo foana,fa mba miezaka ny mampiasa saribao ,na fatana gazy ....

hoy i watafon

Mpandefa : watafon [ Valio ] 03-03-2005 11:27:59
Lohateny : Re : fitiavana sy ny finday (portable)
ihinana inn ry dadabe ?
valiny :hihinana ny hamamin'ny fiainana hehehehehehehe :lol:
43. poupounesana ( 05/03/2005 16:43)
marina anie wa zany eh! mila mivoatra! fa refa mba mivoatra koa anie mba mila mivoatra intelligeamment fa tsy hoe refa zao ny lamody d iny koa zà fa hanao eh!
44. fijo ( 08/03/2005 23:36)
poupou io an
45. SOBIKA ( 11/03/2005 14:16)
oay efa nivôna moa le resaka nefa de zao zay vô maharaka de mba mametraka diantsoratra eh :
Le izy aloha tena marina e ary tena tsy azo hodintsy hita tsony fa lasa niova ny zavatra nateraky ny fisian\'ny finday tena lasa mitarika any @ fijangajangana le izy! aratsoratra masina aloha de we raha vô misaina sy mitsiriritra d\'efa manao le acte zay fa tsy we vôtery le efa nifanome fotoana tany @ hotely an! fa raha we enao le mandefa sms ho an\'ny le mpiaramiasa na le mpiray chorale na koa mety hoe ilay mpiray tanana de efa mitarika anao @ lalal\'ny fijangajangana zay! nahoana no mandefa mot doux ho an\'nolonkafa ankoatra ilay efa nosafidianao ianao? manaraka izany raha misy lehilahy efa manambady ka manana sipa vaovao de par finday fôna ny rendez vs ! any @ toilette aza ndraindray no mikafiry manoratra we jereo eny @ zoom za de aza valina! raha tsy manana finday aza le mademoizely de hividianany mintsy amizay mba afaka mifanerasera!! de inona moa no lazana fa ny gasy aloha de anisan\'ny mahonena satria efa ho ny 42% ny lehilahy manao io acte io! za aloha tsy menatra ny milaza fa efa nahazo rdv t@ finday eh noho izany de afaka manaporofo tsara fa misy le izy ary presque lehilahy manambady fôna de sipa mademoizely zay fôna fa vitsy ny cas we madama sy ny sipany!!mety we 2% ao anatinilay 42% ngambany!
mmmm tsika aloha manaiky fa tsy mety le izy fa ny olona tsy mba mahita le serasera zany de manao le izy fôna fa tsy mba misy milaza aminy eh!! mahalasa saina fa de mila sahy miteny zany tsika reto we tsy tsara le izy eh
46. dadabe ( 11/03/2005 17:12)
sobika>ekena
fijo>maninona i poupou
poupou (l)
47. fijo ( 16/03/2005 22:57)
poupou le mananatra ko.
sobika toa resaka toriteny le diantsoratra.io afaka manana ianao nefa tsy voatery hoe hanaoovana RDV no hilana azy.
48. poupounesana ( 20/03/2005 06:32)
mbo sambany ry fijo ah! fa tsy miverindroa iny tenigasy iny e :wink:
49. dadabe ( 20/03/2005 15:11)
sobika>ahan !
poupou> :wink: (l)
fijo>aiza zandry e
50. fijo ( 24/03/2005 05:53)
poupou izany an.
dadabe eto ihany isika e
51. Ramaso ( 24/03/2005 06:19)
:lol:
52. fijo ( 24/03/2005 23:36)
io zandry an.ela wa aza manenjika any ambanivohitra any intsony fa tsy hita
53. dadabe ( 25/03/2005 14:37)
eto fona tsika e
54. poupounesana ( 28/03/2005 10:13)
fijo, tsy hanao tsony ah wa f'aza matahotra
55. dadabe ( 28/03/2005 16:59)
tsy hanao inona njy kay????
56. poupounesana ( 29/03/2005 14:46)
hanao an'reny eh! le mananatra koa heverin'i dadve le inn ndray? hihi! enao han
57. dadabe ( 29/03/2005 15:24)
poupou okay ary e! :wink: + (l)
58. poupounesana ( 29/03/2005 17:27)
fa heverinao tsy hanao inn klou e!
59. fijo ( 29/03/2005 22:15)
poupou hanao hono ko
60. Ramaso ( 01/04/2005 06:29)
hoano hoano :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3077