bikina ono le joba!!!

1. playlista ( 07/02/2005 16:52)
raha sendra bikina ve le joba de tsy maintsy vadina? nefa joba tsy tiana akory!!!izy nefa tsy mety anala zaza !aona ny hevitrareo amizany?
novalian'i Naliy ny 07/09/2005 07:03
2. booboo ( 07/02/2005 17:02)
:-w :-w
3. xxx ( 07/02/2005 17:38)
oadray adino nga fimailo ry ngah de tonga de nitifitra tao :-@
4. Ramaso ( 07/02/2005 18:33)
mety rovitra kosa le fimailo e!

de zay zany ko..
5. kinaoly ( 07/02/2005 18:37)
eeeee ^^ efa tsy any tsony ny olana rankizy a,
ny olana de we tokony vadina ve sa tsia le joba:
raha za kloungany de ataoko mazava tsara ny resaka we, tsika tsy mifankatia ka sao de hanahirana raha mivady nefa tsy misy fitiavana, azo atao ny mi-reconnaitre anle zaza ane e.. fa tsy haiko aloha, mbola hafa koa manko ny fiatrehana ny fiarahamonina aveo
6. Ramaso ( 07/02/2005 19:37)
za ko lo raha tokoa ny tokoa de manao otsan'io an'i kinaoly io hoe reconaitre we za ny dadan'ilay zaza e..
fa rehefa tsy mifankatia kosa.. aleoko lavitra ilay zaza velona tsara sy misy romoromo any toy izay we mahita anay sy le reniny hiady foana sy we tsisy fitiavana misy entre anay fa gidraka foana ao an-tokatrano!
7. zakilinina ( 07/02/2005 21:17)
Azo atao ihany ny tsy mivady saingy voatery ilay zazalahy mandositra adidy io hanome vola fanampiana ny renin-janany isam-bolana.
Rano raraka tsy azo raofina io ka ny mivavaka ho azy telo mianaka no azonay atao.
8. ikaretsaka ( 08/02/2005 00:53)
de aza manody ny gavo manta.
fa za ko pour an'ilay heo raha izany no miseho nefa tsy mifankatia ilay bandy sy sipa de aleo lavitra ilay zaza teraka hoe izy sy ny reniny fotsiny (SAINGY ATAO FANTANY HOE IZA ILAY DADANY, dia manampy azy)

toy izay hoe teraka ilay zaza nefa rehefa avy eo miaina ao anaty tokatrano tsisy fitiavana fa miady foana ohatra ny ray amandreniny!!
9. sechat ( 08/02/2005 10:41)
playlista> aleoko miaraka tezitra @ booboo :-w
10. zanakiarivo ( 08/02/2005 14:10)
:idea:
efa taona 2005 zao ka azo atao tsara ny mitazona io zaza io na tsy mivady aza nareo. Efa nivoatra kosa angamba ny toe-tsain'ny mpiara-monina ka tsy hitsaratsara foana. Mahaiza mifanara-tsaina amizay décision raisina, izay no important! De mahereza!
11. fijo ( 08/02/2005 21:26)
izay no tsara e.fantaro fa zanakao io dia avelao izy hiaraka amin'ny mamanyany,fa ianao kosa manampia azy,fa anao iny.
12. ikaretsaka ( 08/02/2005 23:25)
ny ahy aloha ny principeko de
marina fa tsy mbola eken'ny koltoratsika loatra ny miteraka tsy manambady
nefa aleoko lavitra mahita ilay reniny sy zananay miada pinaritra toy izay mahita tokatrano tsisy fitiavana akory fa ady lava!
13. fijo ( 09/02/2005 05:45)
ka izay koa no tsara fa raha ady lava no hita sy hiainany ao,na izy aza tsy hovanona avy eo.
14. poupounesana ( 09/02/2005 17:18)
efa taona 2005 zao v d mbola tokony hisy ny askident eh!manaiky aho rah nipetraka tany ambanivohitra b tany eh! fa d tsy hitako zé hamaliana an'io fanontanin'playlista io satria raha nitandrina tsy ho tonga @io!sady @zay koa kay enao zany manao @ ol ltsy tianao! :{ :{
15. ikaretsaka ( 09/02/2005 19:42)
na mitandrina 100% ange mety hoe rovitra ny protector na le misy loaka ry poupou e!
mety hoe tsy reglier koa ny fadimbolan'ilay sipa dia na nanisa andro aza de tao ihany
ny mpivarotena, ny oloba voa viole(e), ny olona sendra mamo ka rehefa misava ny taoka rahampitso maraina... ireny manao @ olona tsy tiany aby anie :^)
16. fijo ( 09/02/2005 22:38)
izay,tsy voatery ho 100 % ny foarovana ka.
17. playlista ( 10/02/2005 08:00)
rehefa bikina io de bikina fa nga misy azo atao tsony afa tsy ny mieritreritra ny zavatra ho avy !
18. kinaoly ( 10/02/2005 10:51)
97% ihany ny protection omendr'i protector na inn marika na inn :{ , ny diaphragme 98%, ny spermicites tô 95% ngambany (io tsy tadidikou), ny pilina 99% de zay hono :{
19. booboo ( 10/02/2005 11:22)
playlista>maka décision fa tsy vitan'ny eritreritra fotsiny ny ho avy kah
20. yonikafopl ( 10/02/2005 15:39)
:-w zay marina le bandy a!! efa hainy tsara zao fa tsy tiany ilay sipa fa dia petahany fona, oupsssss,
rehefa mahatsapa tena sy tsy miamboho adidy ilay rainy, ary mifanaraka @ zava drehetra dia miombon'kevitra @ kinaoly sy Ika aho, fa misy koa ange bandy efa fantany zao fa izy no nametraka dia manda we tsy azy io eee!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2215