bikina ono le joba!!!
21. ikaretsaka
(
10/02/2005 15:44)
yonika> misy sipa mi viol bandy ko ka..
ohatra hoe mamoany any de efa vita ny natao vao....
efa misy koa izao ny test DNA ... rehefa en doute de testeo!
ohatra hoe mamoany any de efa vita ny natao vao....
efa misy koa izao ny test DNA ... rehefa en doute de testeo!
22. Rambofrau
(
10/02/2005 16:05)
Playlista!tsy tianao ilay vhv ka naninona ianareo no nanao??????????
Ny lhl hoa tena tssssssssssssss :evil: :evil: :evil: tsy misy ilana azy.
Za aloha tena allergika nireo lhl tia tena eh. Rehefa manao dia tantazo ny vokany.
Au moins rehefa tsy hanambady azy ianao tokony nampiasa fimailo ianareo na ohatraohatra izany . Efa taona 2005 izao , tsy tokony hisy intsony ny accident fa matoa misy dia fanahy iniana izany.
Mampalahelo ilay vhv :(

23. ikaretsaka
(
10/02/2005 16:13)
rambo> ka mety possible ange hoe "noviolen" ilay beguvavy lery e.. hoe mamo ohara na tsy haiko
24. fijo
(
10/02/2005 23:31)
rambo an,ka mety misy koa anie le mba lasa feeeling eny antsefatsefany eny e.samy taitra eo dia lasa ity ,vita va samy hoe nanota isika.zavamisy izany
28. poupounesana
(
12/02/2005 11:19)
d ny adalany zany koa! raha ny sipanao ko v ry fijo no mba misy feeling tampoka tany @zé alehany tany d hamela mora foana v enao?ountssss!az mba tratrany ihany alou eh
29. ikaretsaka
(
12/02/2005 14:34)
"izay le sipa e"
misy ihiran'i silo izay manaoheo
I Eva ihany anie no anomboka ny tantara.. fitia bedebe .. de i adama koa tsy nisalasala"
misy ihiran'i silo izay manaoheo
I Eva ihany anie no anomboka ny tantara.. fitia bedebe .. de i adama koa tsy nisalasala"
30. fijo
(
15/02/2005 21:03)
marina izany.fa ianareo taranak'i eva no fositra.
ianao kosa ve ry poupou de tsy hoatokisako an.
ianao kosa ve ry poupou de tsy hoatokisako an.
40. Rambofrau
(
18/02/2005 17:05)
Ikaretsaka, aza mampihomehy fa bandy vendrana izany violena sipa izany eh. Possible koa ve izany?????
Dia rehefa filana fotsiny koa no nahatonga ilay zaza dia raiso ny andraikitra eh. Tsy fitandremana no mahatonga anizany fa anagaha dia tsy mba mivatsy kapoty any amposy nefa te hanao...????
Dia rehefa filana fotsiny koa no nahatonga ilay zaza dia raiso ny andraikitra eh. Tsy fitandremana no mahatonga anizany fa anagaha dia tsy mba mivatsy kapoty any amposy nefa te hanao...????