bikina ono le joba!!!
41. Ramaso
(
18/02/2005 18:04)
possible zany..
misy sipa mamelatra de mihenjana i zizi de lasa izao ko......
tsy za lo fa possible tsara mahitsiny zany.
manarama koko hamelatra an'io aza hatao f'ianona koa.
na mety katry be razoky de "voafono tsara tao" ny zizi-ny dia tsy tadidiny tsony na nifiritika aza ny ranon'aina e
misy sipa mamelatra de mihenjana i zizi de lasa izao ko......
tsy za lo fa possible tsara mahitsiny zany.
manarama koko hamelatra an'io aza hatao f'ianona koa.
na mety katry be razoky de "voafono tsara tao" ny zizi-ny dia tsy tadidiny tsony na nifiritika aza ny ranon'aina e
42. poupounesana
(
19/02/2005 16:53)
d efa tsy viol tsony za ramaso ah! efa consentant enao (ny eritreritra sy ny vatanao) matoa nitsangana i zizi!
46. fijo
(
21/02/2005 23:46)
rambo misy izany ka.izay efa tany majunga ka nahalala ilay tantara tao mangarivotra(kilasimandry zazavavy) mahay izany.
48. fijo
(
22/02/2005 23:40)
nisy bandy niditra tao amin'ny kilasimandry fa nana sipa tao,dia nitambaran'izy rehetra tao,fa ambilansy no naka an'i lery tao.izahay moa tily tamin'izany de le mivory asabotsy ireny dia nahita an'i lery nentina,fa nisy faritra ra ny teo amin'ilay zavatra.ny akanjon'ny lery amin'io natsipin'ny sipa avy ery ambony ery fa nolemany tany amin'ny douche mba tsy ahafahan'i lery mandositra.
51. stephane197
(
05/05/2005 08:18)
aôna no voatery anambady ? ny adala no manambady tsy tiana! fa tsy tapitra akory zao tontolo zao ra bikina fa le joba no somary voa kely kanefa zay le fiainana ê !
56. ari.malala
(
17/05/2005 12:24)
raha ny tokony ho izy dia alainao ho vady izy, fa raha tsy tianao akory fa juste filàna no niraisanao taminy dia mba raiso ny andraikitra : jereo ihany ilay tsy manan-tsiny fa tsy nangataka ny hisy izy. Ianareo no tsy mahafehy ny filànareo.
57. sasa
(
18/05/2005 10:28)
zao lety no lazaiko an\'lisany an, tsy voatery ho vadiana nefa le zaza kou tokony mba ho jerena satria tsy fantatra ny any aorina any lesy,ny fiainana mantsy mivadibadika, sady raha za aloha lesy dia tsy mba hiaraka hatory amin\'ny joba tsy tiako izany e, amzay izy rehefa bevohoka dia alaiko ho vady