mitady sipa azo iarahana

1. xxx ( 07/02/2005 07:18)
inona no heverinao ho hita ato ?

efa fantatro fa hamaly boraingina sy hivazivazy fotsiny no ho avy eto

fay izay
2. hery ( 07/02/2005 07:59)
Izaho indray tsy mba nieritreritra an'izany fa saika mba tena hanampy.

Eny e, marina fa misy ny mivazivazy fotsiny... ireny ve moa ho lany, fa tsy izahay rehetra kah. Eo koa ireo mba miezaka manoro hevitra sy mitady izay tiany hotadiavina. Eo ireo manana olana isan-karazany eo amin'ny fitiavana. Eo ireo faly mizara ny traikefa hitany amin'ny fitiavana... Eo ireo liana ka mianatra sy mamaky fotsiny na dia tsy manoratra aza.
Eto daholo izahay ankoatr'ireo izay lazainao fa mamaly boraingina sy mivazivazy. Eto fa indraindray tsy mamaly sy tsy manoratra.
Raha tena mitady ianao dia misy olona vonona hamaly tokoa hanoro anao izay azo atao... na dia tsy izy aza ilay tadiavinao.

Tsiky dia ampy hatrany.
3. minnouche ( 07/02/2005 08:13)
ny ankabeazan'ny hitako ato amin'ity site ity aloha dia mihanihany fotsiny raha io resaka fitadiavana olon-tiana io eh atao hoe 90% fa ny 10% tena serieux kosa fa ny hahitana ilay 10% no tena mazana be .
fa mba tokony hasianao page iray tena hanaovana rencontre n'ny samy gasy mihitsy izy ity !mr le wabmaster ah natokana ho an'ny mpitady olon-tiana na vady fa tena mijaly be ireo mitady olon-tiana ato nefa sendra ny mpananihany sy mpametrapetraka fotsiny
sosokevitra ny ahy iny
4. mumu ( 07/02/2005 08:20)
xxx mahita ny soa e! fa na betsaka aza ny hanihany eto misy mamaly sérieusemet iany!! raha ohatra kosa enao tsy manome ps de tsy ho raisin'ny olona au sérieux enao!
raha za enao de atsy amin'ny namana no mitady de any no mandefa hafatra!
5. hery ( 07/02/2005 08:22)
minnouche:

fa mba tokony hasianao page iray tena hanaovana rencontre n'ny samy gasy mihitsy izy ity !mr le wabmaster ah natokana ho an'ny mpitady olon-tiana na vady fa tena mijaly be ireo mitady olon-tiana ato nefa sendra ny mpananihany sy mpametrapetraka fotsiny
sosokevitra ny ahy iny


Azo atao ny mandeha ao amin'ny namana dia mandeha eo amin'ilay hoe fitadiavana. Dia afaka mitady lehilahy, mitady olon-tiana koa ianao (raha vehivavy)

6. sechat ( 07/02/2005 09:41)
:?: :?: :?:
7. fi ( 07/02/2005 09:45)
xyz
8. Chuan ( 07/02/2005 11:05)
Io alou sarotra be ny tonga dia hiteny owe mivazivazy na tsia ! An-tsoratra daolo manko ny zavatra atao eto ange e ! fa ny tena mety angamba less tonga de omeo fotoana izy de ho hita eo e ! Mety ho tiany enao mety tsy ho tiany ! Enao koa mety ho tia azy na tsia ! Rehefa tsy mitovy ny vazo dia misaraka sans rancune ! Ny olona rehetra samy manana ny coté mpanala ihany fa izany akory tsy midika owe tsy serieux mitsy ! Fa raha sendra izay tiany izy minoa anah marimarina enao fa tonga de mivadika serieux izy . Ary aza mora tezitra , fa ento tsilemmm fotsinn fa ny valala tsy azo tsy handriana ilika ! hihihii
9. chipie1 ( 07/02/2005 11:07)
io xxx io kou nge afaka manoratra any aminy xxx de amzay fay eh =))
10. Nananie ( 07/02/2005 11:26)
Masika mintsy 'ty chipie 'ty :-D
11. kinaoly ( 07/02/2005 11:31)
ka aôna azany no ahitan'i i xxxx, misehoa klou masoanjo :{ de amazay mba hitan'ny ol we i anona le izy de afaka mijery ny mombamomba ny ol
12. booboo ( 07/02/2005 11:59)
chipie1>tssss =)) =)) =))
13. sechat ( 07/02/2005 12:19)
wahahahahaha =)) =)) =))
14. Nananie ( 07/02/2005 12:41)
O ry reto a! Tandremo sao tapaka ny tsinay fa tsy misy tsinain'olona amidy anie eny an-tsena e!hihihi!
15. mumu ( 07/02/2005 13:09)
chipie1 njy kosa e!!
16. sechat ( 07/02/2005 13:10)
Nananie> lany natao fonona sôsisy daholo ve? =)) =)) =))
17. Nananie ( 07/02/2005 13:38)
Dein!!! Mba marina za ra hihinana sôsôsisy vita @ tsinain'olona. :{
18. sechat ( 07/02/2005 13:41)
hihihihihi miam miam miam hozy le cannibal :-D :-D :-D
19. Nananie ( 07/02/2005 13:46)
hihihihi! Sady milela-molotra tsara mihintsy @ zany.
20. Ramaso ( 07/02/2005 13:58)
nena ny heveriko ho hita ato dia fianarana rehetra fa tsy hoe fanalana azy fotsiny! otsan' ny fiaraha monina kely ihany mantsy izy ity
-ny famaliana ny fanontaniana anontanina rehetra
-afaka ampiasaina hitestena zavatra (ny ahy aloha de rehefa en doute za de andramako ato daholo aloha e)
-misy mampianatra.. (za zao ohatra manana mairtresse ary iderako anazy manokana fa raha misy fanontaniana anontaniako anazy dia atorony anahyny valiny)
-fizarana hevitra malalaka fa tsy hoe rehefa tsy mitovy filinina @ nao le pokona de fafana. (saingy niova izany tato ho ato rehefa tratran'ny moderateur vavy mitazona forum)
-misy ny olona misaina @ fo be eto,,,-ka ampenarina misaina @ loha aloha
-misy ny tery saina . de ampianarina halalaka kely
-misy olona sensible be nefa te hanao aminy! ka ampianarina azy ko zany hoe na enao hanao na enao tsy hanao
-misy fotoana ianao te hihanihany fotsiny de afaka mihanihany tsara ko.. fa de mahatatesa rehefa avy eo!


fitaizana daholo izany.. izay le miaraka mirona ny kala tonaka an!
sy we mandray volontany hoe rehefa any @ groupen'ny mpitsaokalentika ianao no te hirevy de araho ny reviny!!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.094