mitady sipa azo iarahana

41. kinaoly ( 12/02/2005 15:57)
hihihi
poupou> sao de manaou inhibition sexuelle ve ? :°)
dadabe> virja marina ve nareo sa mody we fotsiny e lool
42. ikaretsaka ( 12/02/2005 20:24)
"une chose est vierge quand elle n'est pas encore penetree par l'homme"!
HO visavisaina
43. fijo ( 14/02/2005 23:53)
virja izy aratsaina ka hoy i hery.
poupou misy ny lehilahy mbola virja ka.efa hainao ihany .
44. ikaretsaka ( 15/02/2005 00:52)
ny lehilahy letsy virja foana an.. quand il n'est pas encore penetre par l'homme
45. fijo ( 15/02/2005 21:56)
ahhhhhhh izay le fahamarinana sady mitombina
46. dadabe ( 16/02/2005 04:03)
ary zah mody tsy miditra fa jereko le izy ,kay zah no noresahina tato kle "mifouss njay njy ry poupou a,de io kou ry nananie fa manampy tosika.ny size anie ka hope "mbola virja ve dadabe"
valiny:avia jereo,de faite une action pour le verifier ,non pas regarder,therefore you can confirm that I am virgin hahahahahahah=))
47. Ramaso ( 16/02/2005 05:23)
paf! ao zany... miandry an;i poups hanamarina e :-D
48. poupounesana ( 16/02/2005 07:17)
dadabe ah, tsy mifosa zay fa mba mitazan ftsony!zà tompoko mba mangataka mba tsy ho zà no hosaziana hiverifer an'zany fa inn ftsiny no ataon'i bebe ao fa d miandry ny valinten'i bebe! sa d tsy misy bebe koa v ry dadabe?
49. jhouhlambout ( 16/02/2005 09:10)
poupounesana > ka efa hoe mitady bebe entre 15-78 ans hono i dadabe kouu
50. fijo ( 16/02/2005 23:50)
ka sady efa hoe virja izy
51. iartistika ( 17/02/2005 17:46)
De ho simbana ve zany dadabe? mampalelo fa ho simba ihany dadabe,nefa firy taona naha virj?....
52. fijo ( 17/02/2005 23:24)
izay no olana
53. dadabe ( 18/02/2005 04:09)
ka ny zanako anie eprouvette doly e,sady tsy koa fa virja milalao io zandry a=))
54. iartistika ( 18/02/2005 15:22)
Mba mailo ihany dadabe rehefa mody harivariva fa sao tratran'ny bozolé nouveau eo!zay moa le kozin'le tary anakray iny?
55. mumu ( 18/02/2005 19:00)
:-D
56. Ramaso ( 18/02/2005 19:04)
n'en'i lery mety tokagasy lohany fa misava trampoka ny pi-ny raha bozole zany
57. iartistika ( 18/02/2005 20:15)
Rehefa vita dadabe de mbô kozio zay eh!
58. Ramaso ( 20/02/2005 06:27)
zany hono ry sipa an
59. dadabe ( 20/02/2005 09:07)
kiiiiiiiiiii 8) vandy oo,zah tsy manao an'izany kambony :wink: :-P
60. mumu ( 20/02/2005 11:19)
miala bala njay dadabe!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3142