mitady sipa azo iarahana

61. fijo ( 21/02/2005 22:41)
bala kosa very mumu avela ahavoa fotsiny eo le
62. mumu ( 22/02/2005 10:51)
ieeee
63. fijo ( 22/02/2005 22:52)
tssss ndry ndray io an
64. lilbon ( 09/04/2005 06:16)
oay le tsisy azo sipaina akor izy zany lé!
otsan manme ny tailana doli ve rangah.nareo ireo tsisy mitady?
65. poupounesana ( 11/04/2005 09:31)
karoy tsara fa mety misy ihany ao ao eh
66. dadabe ( 11/04/2005 09:59)
ka raha indry de manakory ???????
67. dido ( 11/04/2005 12:04)
poupoune>'zay ar matahoatra be vao mahita n'le resak minga ato ko.
dadabe>dadabe ve mety mis espoar @'zo.
68. lilbon ( 11/04/2005 14:08)
dadabe> Aona kay mampiditra n'le zazakely ao anaty eprouvette? :P :?:
poupounesana>so kosa ar njy dé mahita ho an lé kof
69. poupounesana ( 14/04/2005 16:10)
dadabe, ale za mba mpitazana anareo e!
dido, az matahotra e
lilbon, enao ihany ane no mahfantatra zay mety aminao eh
70. voariniaina ( 15/04/2005 05:54)
Sarotra be lou ny amaly hoe vazivazy io natsia fa koa de mba mitady e! (l)
71. stephane197 ( 19/04/2005 17:16)
raha nahita sipa tato enao io d lazao vaovao aho ahafantarako hoe fitadiavana sipa v ity serasera ity !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5147