jalousie entre filles

1. choelah ( 06/02/2005 18:12)
enfaite eske vou pensez ke les filles ki vou regarde bizarmen ou ki vou critike son jalouse?? moi enfaite kan chui o coleg g m fer regarder bizaremen par kelke filles de mon coleg et g m demande pk... el ont un problem ou el son jalouse g n ler compren pa a votre avi eske c pask el son jalouse de vou ou pask il y a un truc ki n va po chez vou??
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:52
2. mumu ( 06/02/2005 18:54)
rarahinao inona kou zany fa ny lalanao no zorina!! refa mijery izy de jereo kou de angario!!
3. Ramaso ( 06/02/2005 19:51)
zay nge wah e
4. pitchou ( 06/02/2005 19:59)
tsy hitako ry mumu ze andaniana andro angarihana azy!
mety hoe mba nahafinaritra azy kou ange le didin'akanjonao e! na hoe otran'ny efa nisy naihtany anao fa tsy tadidiny! na we tena fantany fa mifankafantatra nareo nefa otran'ny mody tsy mahalala enao?
5. booboo ( 06/02/2005 20:14)
ié ! fa matoa enao zay tonga dé ratsy ôtra zay ny ao an-tsaina dé tsy mahatoky tena koa enao zay na mi-sous estime
6. ikaretsaka ( 06/02/2005 20:32)
jereo ko izy .. ataovy ambony ambany tsara.. de tonga saina tampoka!
7. mumu ( 06/02/2005 20:38)
misy kosa fijery na sipa mandreraka be an!! ilay tonga de mijery vilana ambony ambany reny!! reny tena tsy tiako de ataoko kou!!
8. Ramaso ( 07/02/2005 04:52)
fa rehefa ataon'ny olona ihany i maitresse vo manao an zany so de zany fona eo ny atao an
9. choelah ( 07/02/2005 07:19)
vou avez tous raison on s en fou d c kel pensent des k moi chui bien dans ma peau c bien et enfaite ici a la reunion les filles sa n se regarde po paske sinn el cherchent la bagare... :lol:
10. choelah ( 07/02/2005 07:26)
c ke g n compren po c ke pk les filles se regardent?? sa doit etre les gars ki regardent les filles et les filles doivent regarder les gars non? ce n est po la peine d aller regarder une fille si t une fille :lol:
11. kinaoly ( 07/02/2005 08:19)
oups amiko njay de asa tanana vôkaly ny vhv (chef-d'oeuvre) donky nataou hojerena refa tsara na misy zavatsa manaitsa eny aminy na tiana, tout est dans le regard kosa nefa : za refa mijery de matetika mankafy fa tsy mialona, raha senja misy mial ny fanjasainaou ny fijerin'ol de zao fotsiny eritseretina : ny tsara ihany no elonan'ny ratsy satsia tsy anany ny fatsaranaou de zay, aveou izy na hivanjavanja na aninn refa reraka ny masony mihodina fona :-D
12. sahary ( 07/02/2005 08:35)
CHOELAH / sao de mbô lesbienne kosa zany
13. sechat ( 07/02/2005 09:38)
sahary> =)) =)) =)) =))
14. mumu ( 07/02/2005 12:03)
sahary :-D

ramaso refa ataona'olona iany ka! za ve de ande hvandravandra an'zao rehetra zao e!
15. chipie1 ( 07/02/2005 12:09)
hummm otrany itako i maitless mivandravandra ny mpianany =)) :-$
16. mumu ( 07/02/2005 12:14)
chipie1 mpianatra ve de vanjavanjana tsy hitsôka ve izy klé!!
17. chipie1 ( 07/02/2005 12:16)
ra io masonjy io mety tsy hampitsôka ka ?? =)) =))
18. mumu ( 07/02/2005 13:02)
chipie1 maninona ny masoko? 8O
19. Ramaso ( 07/02/2005 14:15)
chips samy manana maso zay sy maitresse ka
20. choelah ( 07/02/2005 15:36)
on n c pu si se sont des esbiennes ou po mer g m mefie moi par contre lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2795