jalousie entre filles

41. majakely ( 21/02/2005 15:14)
Zah koa de ohatran'ny knaoly refa vehivavy mnja de jereko nefa za tsy lesbienne fa mahafinaritra anah sy deraiko ny vehivavy mahakarakara tena...Surtout i Choellah tia mikarakara vatana fa mi se maquiller tsara ...
42. fijo ( 21/02/2005 23:29)
asanareo sipa io ko;io masonareo io mantsy tsy hay izay tena ao aoriany ao
43. felicia ( 02/04/2005 20:59)


za rehefa misy mandinika e hoy aho hoe...manja aho izany...imagine hoe tsisy mijery ianao,c'eat pire je crois :D ...aza mora ratsy saina,soit positif
44. poupounesana ( 03/04/2005 17:58)
zay indrindra akia felicia ah! tokony hieritreritra alou zé tsisy mpijery intsony eh! mety efa lany manja angamba!
45. pitchou ( 03/04/2005 18:55)
izay nge wa e!
46. chipie1 ( 04/04/2005 09:30)
re izay nge wa e! :-P
47. fijo ( 04/05/2005 21:52)
avelao koa izahay hijery e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5213