jalousie entre filles

21. kinaoly ( 07/02/2005 17:57)
za alou mijery sipa e, fa tsy lesbienne :oops:
22. Ramaso ( 07/02/2005 19:03)
ambony ambany ve lelike??
dein ko ty kinaoly!! beeeerk!
23. kinaoly ( 07/02/2005 19:09)
ramaso> faut savoir appécier les belles choses (les belles femmes sont des chef-d'oeuvres) lety a -ôtsanrefa mijery bandy tsara kou =))
24. pitchou ( 07/02/2005 19:15)
hita wa ry kinaoly! somary vao maika aza amboarina tsara ny fandeha @ireny kou! atao otran'ny fandehana mannequin mihitsy!
25. kinaoly ( 07/02/2005 19:16)
pitchou hummm :miam:
26. Ramaso ( 07/02/2005 19:25)
kinaoly> tsy de milay kosa izany sipa mitazana sipa ambony ambany zany le
27. kinaoly ( 07/02/2005 19:30)
ramaso> tsy mijery ambony ambany nge less e, fa mijery fotsiny (nuance entre dévisager et jetter un coup d'oeil admiratif ) :wink:
28. Ramaso ( 07/02/2005 19:32)
ampianaro ana zany le!
29. kinaoly ( 07/02/2005 19:34)
ramaso> ntss là njay ve no nde ampenarina anzay klé :@
30. Ramaso ( 07/02/2005 20:13)
ie! de mba ataoko @ fararano nge e
31. fijo ( 08/02/2005 21:48)
mumu ka mety mahita antsika miaraka izy dia mijery tsara ko. :lol: :lol: :lol:
32. jhouhlambout ( 16/02/2005 09:17)
:evil:
33. ikaretsaka ( 16/02/2005 22:27)
jal be jhoul le =)
34. fijo ( 17/02/2005 00:08)
raozy ianao manambaka raozy e.
35. pitchou ( 17/02/2005 19:03)
hihihihihi! velon-kira marina le namako !
36. fijo ( 17/02/2005 23:46)
ka milay io hira io ka.hoan'izay sipa zalozy
37. pitchou ( 18/02/2005 19:49)
fa mninn kosa no ny sipa zalozy ihany no omenao le hira? :-w
38. tsaragasy ( 20/02/2005 04:09)
[quote=choelah]
on peut bien regarder une fille sans arrière pensé, regarder sa coiffure, sa robe, je suis une fille mais cela ne m'empêche pas de regarder d'autre fille si j'aime bien quelque chose sur elle ou si c'est moche, ce n'est pas forcement être jalouse. en plus si personne ne se regarde ce serais bizare.
39. ikaretsaka ( 20/02/2005 04:16)
io iznay ilay hoe mijery ny hanjton'ny zavaboary?
40. cutie ( 20/02/2005 15:20)
mahafinaritra ny maso matoa jerena
D'accord za @ hevitr;i kinaoly.
kinaoly :* :* :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6573